Ny Railovy - Hisy Hatsiarovanao Ny Anarako
Автор: HIRA TALOHA by Herimandresy
Загружено: 2025-05-02
Просмотров: 1684
Описание:
HISY HATSIAROVANAO NY ANARAKO
Hisy hatsiarovanao
Ny anarako
Hisy hanembonanao
Ny fitiavako
Ny fo nitia,
Jamba nanantena anao
Eny mbola hitomany ianao
Toy izao tomaniko izao
Mangahiahy,mangahiahy
Maratra ny ao am-po
’Zao rehetra izao
Rakotr’aizina avokoa
Nilaozanao mbola tia
Ka tomany mahatsiaro
Ireo dina izay natao
Ho tia anao
Hisy hatsiarovanao....sns
Efa nilazako ianao
Nilazako...
Ny tsiambarateloko
Efa nitiaviko ianao
Ny fitia tsy hay nafeniko
Nefa alahelo sy tomany
No zakaiko noho izany
Hisy hatsiarovanao....sns.
Tonony/feony:Jerôme RANDRIA
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: