Làlana Ambohimiadana, Madagascar 🇲🇬
Автор: Tasty MDG
Загружено: 2025-02-11
Просмотров: 431
Описание:
Ambohimiadana dia "Commune" iray 70 Km miala an'Antananarivo. Tanàna izay tena miroborobo tokoa.
Maro tokoa ny vokatra any, kanefa dia misedra olana toy ny tanàna rehetra manerana ny Madagasikara, satria dia ratsy tokoa ny làlana, indrindra rehefa fahavaratra dia manano sarotra tanteraka ny fitanterana na olona izany na vokatra.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: