ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

RAY Ô - Dominique Niaina Rasoanaivo (Lyrics)

Автор: Lyrics by Kalo

Загружено: 2022-07-18

Просмотров: 1671

Описание: 🎼RAY Ô🎼 (Lyrics)

Ray ô, mba jereo f'efa trotraky ny ady
Maro loatra ireo vesatra sy ota mitambaby
Ray ô, mba tsinjovy ity foko mila Anao
Amposahy eto anatrehako ny fahasoavanao

Ray ô, Ray ô, Vonjeo fa mila Anao
Ray ô, Ray ô, ireto zanakao
Ray ô, Ray ô, Vonjeo re fa mitalaho
Ray ô, Ray ô, fa mahantr'aho

Ray ô, fohazy ny olonao f'akaiky Ianao
'Lay hitondra famaliana ho an'izao tontolo izao
'Zaho ve Tompo ô ho anisan'ireo raisinao?
S'amireo 'zay hiantso hoe : avia fahafatesana ô?

Ray ô, Ray ô, Vonjeo fa mila Anao
Ray ô, Ray ô, ireto zanakao
Ray ô, Ray ô, Vonjeo re fa mitalaho
Ray ô, Ray ô, fa mahantr'aho

Ray ô, tsy mba lavinao izay mitady Anao
Ka maniry ny hanorina fiainana vaovao
Ny lasa anie ry namako tsy ho azonao ovàna
Fa raha mino Azy ianao hanehoany fahagagana

Ray ô, Ray ô, Vonjeo fa mila Anao
Ray ô, Ray ô, ireto zanakao
Ray ô, Ray ô, Vonjeo re fa mitalaho
Ray ô, Ray ô, fa mahantr'aho

Ray ô, Ray ô, Vonjeo fa mila Anao
Ray ô, Ray ô, ireto zanakao
Ray ô, Ray ô, Vonjeo re fa mitalaho
Ray ô, Ray ô, fa mahantr'aho
🙏🏻
©Dominique
A/C: Dominique Niaina Rasoanaivo
#Isaia4031
#LyricsbyKalo

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
RAY Ô - Dominique Niaina Rasoanaivo (Lyrics)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Ray ô, Vonjeo - MIANTSA FAMONJENA ( ADV. MAJUNGA )

Ray ô, Vonjeo - MIANTSA FAMONJENA ( ADV. MAJUNGA )

FAMINDRAM-PO - Mr Vonjy - (Lyrics)

FAMINDRAM-PO - Mr Vonjy - (Lyrics)

Встреча в будние дни 16-22 МАРТА 2026

Встреча в будние дни 16-22 МАРТА 2026

САНТЕХНИК ХЬЮ: Интенсивность упала. Чувствуется истощение сил у Ирана. Украина стала уважаемой...

САНТЕХНИК ХЬЮ: Интенсивность упала. Чувствуется истощение сил у Ирана. Украина стала уважаемой...

Ray o mamela

Ray o mamela

Andriamanitra Fitiavana Ianao.mpg

Andriamanitra Fitiavana Ianao.mpg

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

FATRATRA LOATRA - Groupe Hir'Aina (Lyrics)

MITONIA - REKO (Official lyrics video)

MITONIA - REKO (Official lyrics video)

FaNaFa tantano fa osa

FaNaFa tantano fa osa

RAY Ô, MAMELÀ! - Doudou Tovoarimino (Lyrics)

RAY Ô, MAMELÀ! - Doudou Tovoarimino (Lyrics)

Groupe Alison / Mandalo

Groupe Alison / Mandalo "hira advantista"

🎼 О небо, голубое небо / Христианские душевные песни ✨

🎼 О небо, голубое небо / Христианские душевные песни ✨

RAY O - Lôla - Instrumental

RAY O - Lôla - Instrumental

Tantano fa osa,  FanaFa. tononkira. Andramo ka izahao

Tantano fa osa, FanaFa. tononkira. Andramo ka izahao

Fantany aho. DOMINIQUE feat SAMBATRA

Fantany aho. DOMINIQUE feat SAMBATRA

Pasteur Tantely & Rojo NY AVO

Pasteur Tantely & Rojo NY AVO "VOAGEJA NEFA"

Жаждет Тебя душа моя | Нет подобного Тебе | Плейлист поклонение #поклонение #хвала

Жаждет Тебя душа моя | Нет подобного Тебе | Плейлист поклонение #поклонение #хвала

Dayvide - Afon'ny Fanahy

Dayvide - Afon'ny Fanahy

TGC - Ny Fanatrehanao

TGC - Ny Fanatrehanao

MANIRY ANAO - Dominique - (Lyrics)

MANIRY ANAO - Dominique - (Lyrics)

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]