ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Coddy - Maratra (Officiel Video)

Автор: Coddy Official.

Загружено: 2024-08-25

Просмотров: 12158

Описание: Coddy - Maratra (Clip Officiel)
#coddy #Maratra #officialmusicvideo #music #love #songs

CODDY :
https://www.facebook.com/share/xtXhfM...

https://www.tiktok.com/@coddy.artiste...

Coddy - Maratra (Tononkira)

Tononkira 🔥
—————
Hetaheta moa ny ahy ka ihafiko
Mbola miandry hafanana ny
hatsiaka
Hiaretako zany
Hiaretako zany
Na misy fery marary
Ho anao foana zany
Mangitakitaka ny foko mahita
Manirery aho miafy mangatsiaka
Hiaretako zany
Hiaretako zany
Na misy fery marary
Fa efa hatramin’ny ela aho
No naniry anao
Kanefa toa tavela aho
Toa diso numerao
Fa ilay fitia izay mirehitra
Mamay Mamay !!

Refr :
Tena mifofofo mafy
Mijaly mila hitapy
Tsy manaiky ny foko nefa ny saiko mahalala
Fa tsy anjarako ianao
Efa nisy tompo toerana tao
alohako tao (x2) …

Aleo koboniko irery ato ampoko
Ireo ventsompoko , Odiako
Tsy ho enoko
Na tsy vitako zany , de ho vitako ihany
Ho vitako ihany
Fa n’inona manjo ny foko tsy hiala aminao
Na tsy natao hiara-droa aza izaho sy ianao
Dia hitazana eny aho
Hijerijery matetika aho mba ho
mpiaro anao

Refr :
Tena mifofofo mafy …

A/C : CODDY ✍🏻

#coddy #hiramalagasy #vazo #hira

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Coddy - Maratra (Officiel Video)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]