TSY MAINTSY NY FANOSORANA REHEFA FIVAVAHANA NO TARIHINA IZAY MANANA AN' KRISTY DIA EFA MISY HOSOTRA
Автор: Pasteur Isidore ANDRIANIRINA
Загружено: 2026-02-10
Просмотров: 40
Описание:
TSY MAINTSY NY FANOSORANA REHEFA FIVAVAHANA NO TARIHINA
IZAY MANANA AN'I KRISTY DIA EFA MISY HOSOTRA SAHADY AO ANATINY (ONCTION INTERIEUR)
1 John 2:27.
27. Pour vous, l'onction que vous avez reçue de lui demeure en vous, et vous n'avez pas besoin qu'on vous enseigne; mais comme son onction vous enseigne toutes choses, et qu'elle est véritable et qu'elle n'est point un mensonge, demeurez en lui selon les enseignements qu'elle vous a donnés.
Ary ny aminareo, dia ilay hosotra noraisinareo taminy no mitoetra ao aminareo, ka tsy mila hampianarin'olona ianareo; fa satria ny hosotra avy aminy no mampianatra anareo ny zavatra rehetra, sady marina, fa tsy lainga izany, dia tomoera ao aminy ianareo, araka ny nampianarany anareo.
MISY KOSA HOSOTRA NATAO HO AN'NY MPITARIKA (ONCTION INDIVIDUELLE).
AO AMIN'INY HOSOTRA INY NY FITARIHANY SY NY HAFATRA ENTINY ARY IREO FAHAIZA-MANAONY MANOKANA NOMEN'ANDRIAMANITRA AZY.
MISY HOSOTRA HANOSORANA IZAY MANGETAHETA MANOKANA, NATAO HO AN'IZAY MANIRY FATRATRA NY ZAVA-PANAHY.
Sns...
AZA ADINO NY FOTOANA LEHIBE 19-20-21-22 FEVRIER ETO ZIONA
"L'ONCTION ET LA PRIÈRE "
WHATSAPP +261 34 96 792 92
Extrait 23mn24s
#TSY_MAHAZO_RESY_ISIKA
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: