RILA E! -RIJA BETSILEO
Автор: Rasalimo Sitraka
Загружено: 2013-01-12
Просмотров: 96871
Описание:
HIRA AVY ANY ANTAGNANA
E RILA E! -RIJA BETSILEO, sns
(E ril'e e e e agnay tsa ho agny fa handry eto an)x2
Ny kalakely tsy mahay manetsa e mbola hianatsa ihany e,
Tagnako malemilemy toy tsa hoferiko manoto vary laigna,
Babeonareo manan-damba i zanako toy e fa manara an (an an an)x2
Ny ganagana mandro misitrika ny voky e
anay ro sasa-miandry nareo tsa mipotse,
napetrany eto ny lambany e, aiza e?x2
E veloma e! asabotsy mifankahita a
Dia veloma e! asabotsy mifankahita a
anay zao e, tara Fianarantsoa
any Ambony avaratsa no misy an'i Ankidony e
Ampasambazaha e, fangalana ampela e
Any Beravina ry baba ny camp militaire e
tambohobe no misy ny dokotera e
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: