🌈🎓 Journée d’intégration 2026 – Université ACEEM 🎓🤝
Автор: ACEEM TV
Загружено: 2026-02-08
Просмотров: 8
Описание:
Notontosaina omaly teny amin’ny Batou Beach Ambohimanambola ny Journée d’intégration an’ny Université ACEEM, ho fandraisana ireo mpianatra vaovao sy fanamarihana ny fiandohan’ny taom-pianarana.
🎤🎉 Nisy seho sy fifaninanana maro, toy ny Miss & Mister, izay nampiseho ny talentan’ny mpianatra.
“Iray ao anaty fahasamihafana” no tanjona, ary hita tamin’ny fandraisan’anjara feno nataon’ireo mpianatra tamin’ny fikarakarana ny hetsika.🤝
✅ Mbola misokatra ny fandraisana mpianatra vaovao ho an’ny M1 sy M2 ao amin’ny Université ACEEM.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: