Avelao Hifaly - Bodo | Cover by Ricca & Narindra
Автор: Ricca & Narindra
Загружено: 2022-11-25
Просмотров: 3265
Описание:
Cover de la chanson Avelao Hifaly de Bodo
Bodo est une de nos artistes malagasy préférées. A travers cette reprise de sa chanson, nous voulons faire un petit clin d’œil à notre pays d’origine Madagascar.
Cette chanson, pleine de mélancolies, parle d’une rupture amoureuse et des émotions qui en découlent.
On espère que cette reprise vous plaît. N'hésitez pas à vous abonner à notre chaîne et à mettre un 👍 pour nous soutenir.
MERCI et à bientôt!
=================================
"Avelao hifaly" – Chanson originale de Bodo
Pour voir la chanson originale de Bodo: • Видео
👇Paroles de la chanson 👇
Fa hafanana hafa indray no tadiavinao
Satria efa maty ilay niaraha-namindro
Fo sy fiainana vaovao no ‘ndeha ho potehinao
F’efa rava tsisy intsony ny teo aloha rehetra teo
Hainao ny misangy ireny
Hainao ny manimba fo mandratra
Fa tsy hainao ny hamela azy ireny
Ho faly
Ny takaitra avelanao tsy ho voafafa
Ny alahelo anatiko aho no sisa mandatsa ahy
Raha odiana tsy tsaroana, tsy ela akory
Dia miverina indray, mamaivay ny afony
Sitra-po niaraha-nanao nefa ianao afaka
Ankehitriny aho izao mifatotra
Ny ambom-po anatiko ao tsy ho hainao fantarina
Tsy ho valifaty fa fitiavana
#gasy #bodogasy #gasycover
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: