2 Minitra : VATSIM-PITAHIANA HO ANAO SY VAVAKA MARAINA
Автор: VATSY FIFOHAZANA
Загружено: 2021-11-24
Просмотров: 2407
Описание:
VATSIM-PITAHIANA MARAINA
(Kolosiana 3:17) « Ary na inona na inona no ataonareo, na amin'ny teny, na amin'ny asa, dia ataovy amin'ny anaran'i Jesosy Tompo izany, ka misaora Andriamanitra Ray amin'ny alalany. »
Tenin'Andriamanitra natao ampaherezana anao isa-maraina arahina vavaka fametrahana ny tontolon'Andro eo am-pelatanan'ny Tompo.
***Cliqué-o ny bokotra "S'abonner" dia araho isan'andro ny Chaine fa mahasoa anao .
*** Accès PAGE FACEBOOK : / pstsolofo
Misaotra anao manohana izao Ezaka FITORIANA NY FILAZANTSARA ho an'ny Firenena rehetra izao.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: