๐๐๐๐๐๐ - ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ (HIVAZO SAMOรLA 2020)
ะะฒัะพั: Samoela
ะะฐะณััะถะตะฝะพ: 2023-10-16
ะัะพัะผะพััะพะฒ: 19776
ะะฟะธัะฐะฝะธะต:
Titre : HAVAKO MAMOMAMO
A/C : Samoรซla RASOLOFONIAINA
Interprรจte : SYLVIA
๐ท๐๐๐๐๐ :
Ny toaka fahavaloko taloha
No nanjary namana mpanampy tsy foiko
F'ilay olo-tiako izay manana fitia
Tsy mamboraka raha tsy misy py
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro, manalanala azy
Fa be be lazao sy mahita ho atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy, be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho- behivavy
Ka ho ampifaliako foana ianao
Ampireveko foana ianao
Dia omeko fahafaham-po!
ะะพะฒัะพััะตะผ ะฟะพะฟััะบั...
ะะพัััะฟะฝัะต ัะพัะผะฐัั ะดะปั ัะบะฐัะธะฒะฐะฝะธั:
ะกะบะฐัะฐัั ะฒะธะดะตะพ
-
ะะฝัะพัะผะฐัะธั ะฟะพ ะทะฐะณััะทะบะต: