๐๐๐๐๐๐๐ - ๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (Official Clip Video - Album "Bandy Akama" / Be Mozik! & Do Sol - 2004)
ะะฒัะพั: Samoela
ะะฐะณััะถะตะฝะพ: 2023-10-01
ะัะพัะผะพััะพะฒ: 188063
ะะฟะธัะฐะฝะธะต:
Fa fitiavako anao niny eh!
Zisitoara hoy aho zisitoara
Na mafaitra sy mangidy
Tsara fatotra tsara hidy
Fa efa zakanao any!
Lasanao zao ny be dia be
Ny fitiavako rehetra
Ny entana sy ny etsetra
Taminโny andro voalohany nahalalako anao
Tsy nampoiziko ho toy โzao
Hoe: Mba matotra tsara
Fa tsy resaka eny amparafara
Taminโny andro voalohany nahalalako an-dry
Tsy nampoiziko ho tahaka โty
Ianao โlay nikรดzy hoe: โJโai envieโ
Kay! Mba nisy fitia
Fa taloha zaho ni-"roule"
Ni-"tourne" sahala aminโny "boule"
Fa sezao aho manaja anao
Satria efa tsapako โzao
Kanefa na iha na zovy
No hikรดzy aminao hoe:
Nahakobo ahy tary sy tatsy
Aza mino anโizany
Fa ny anao misongadina hatrany
Fitiavako anao niny eh! Zisitoara !
Fo sy fanahinao taratara
Ny entana eny aminao tsaratsara
Maty aminao zaho!
Fomba fitsikinao Manakara
Fomba fijerinao Mandritsara
Fomba fitafinao Vohitsara
Maty aminao zaho!
Fomba fandihinao Toliara
Vazo firevinao Saidomara
Tany fiavianao Gasikara
Maty aminao zaho!
Fanamasinana azy ny alitara
Fa firevena azy farafara
Ny lambam-pandriana atao maramara
Maty aminao zaho!
Tonony sy feony : Samoรซla RASOLOFONIAINA
Raki-peo : BANDY AKAMA ( DO SOL 2004 )
ะะพะฒัะพััะตะผ ะฟะพะฟััะบั...
ะะพัััะฟะฝัะต ัะพัะผะฐัั ะดะปั ัะบะฐัะธะฒะฐะฝะธั:
ะกะบะฐัะฐัั ะฒะธะดะตะพ
-
ะะฝัะพัะผะฐัะธั ะฟะพ ะทะฐะณััะทะบะต: