ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Hiala - Rolf Razafindrakoto

Автор: natanen22

Загружено: 2014-12-10

Просмотров: 51758

Описание: Be ny olom-bizaka, te-hiova fiainana
Mieritreritra fa hoe:"any an-kafa no ho sambatra aho ô"
Mba hevero tsara anie, ny hilaozanao no be
Izay miandry aloha tsy hay fa ny andeha no mahamaika anay

Ka te hiala izaho ô, hifindra toerana
Handeha izaho ô, dia tsy hiverina
Hihetsika aho ô, hanavao hevitra
Ny fandalovako eto an-tany, ho adinon’ny tomany sy ny aloka

Be ny olona mandrevy, te hiaina fianam-bazaha
Ry zareo koa anie mandrevy zavatra hafa hoatran’ny anao ô
Tsy mety faly isika rehetra, na ny manana na ny ritra
Tsy maintsy matin’ny hetahetan’izay tsy mbola anànana

Ka te hiala izaho ô, hiova toerana
Handeha izaho ô, dia tsy hiverina
Hihetsika aho ô, hanavao hevitra
Ny fandalovako eto an-tany, ho adinon’ny tomany sy ny aloka

Be ny olona izay kivy, leo ilay toerana misy an’azy
Mahita sary be loko sy jiro, dia vao mainka maizina ny an’aho ô! Jereo anie i lery, manana an’io, maninona aho no tsy manana
Ny misy ahy ve no tsy mety sa....izaho?Ah te-hiala aho

Ka te hiala izaho ô, dia tsy hiverina
Handeha izaho ô, dia tsy hiverina
Hihetsika aho ô, hanavao hevitra
Ny fandalovako eto an-tany, ho adinon’ny tomany sy ny aloka

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Hiala - Rolf Razafindrakoto

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Rolf Raza - Sambatra B (LIVE)

Rolf Raza - Sambatra B (LIVE)

Джем – Hiala - Rolf Razafindrakoto

Джем – Hiala - Rolf Razafindrakoto

Rolf - Faniah :  Tsy izaho sy ianao

Rolf - Faniah : Tsy izaho sy ianao

Jacquis Randria-Nohon'ny fitiavana anao[clip official 2018] By ZOM MAF'ONE Studios

Jacquis Randria-Nohon'ny fitiavana anao[clip official 2018] By ZOM MAF'ONE Studios

Tsiaro   Aina Cook

Tsiaro Aina Cook

FIAINAM-BAOVAO - GREEN

FIAINAM-BAOVAO - GREEN

Skaiz & Hanja - Tapitra Hatreo ( Cover JOY K )

Skaiz & Hanja - Tapitra Hatreo ( Cover JOY K )

Ny Alohan ny Hatory

Ny Alohan ny Hatory

REHEFA TIA (Ny Nanahary) - LES TALENTA

REHEFA TIA (Ny Nanahary) - LES TALENTA

RABL, Raha fitia

RABL, Raha fitia

Tovolahy - TSELATRA

Tovolahy - TSELATRA

Rolf Raza - Ombalahy Libertalia 2017

Rolf Raza - Ombalahy Libertalia 2017

Za fa tsy afaky  -  Princia  ( Cover by Ravaka )

Za fa tsy afaky - Princia ( Cover by Ravaka )

LASALASA SAINA-  DINA FEAT DASSI AR

LASALASA SAINA- DINA FEAT DASSI AR

DOM RASOLO- Ampitao aminy

DOM RASOLO- Ampitao aminy

Samoela - RICHARD LE POPMAN (Live ZARA-REVY - Stade Malacam 2025)

Samoela - RICHARD LE POPMAN (Live ZARA-REVY - Stade Malacam 2025)

Tsy maintsy tongako any - Orchestre Zandry Mozika

Tsy maintsy tongako any - Orchestre Zandry Mozika

NJARA MARCEL - AZA AMPIJALIANA (Official Video)

NJARA MARCEL - AZA AMPIJALIANA (Official Video)

kamary Raiki-pitia

kamary Raiki-pitia

DO RAJOHNSON /// FITIA HO ANAO [ CLIP GASY ]

DO RAJOHNSON /// FITIA HO ANAO [ CLIP GASY ]

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]