Aza mañeky resin’ny ratsy_HiraKatolikaMalagasy
Автор: Hira Katolika Malagasy
Загружено: 2024-04-10
Просмотров: 6942
Описание:
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.
Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy
Aza mañeky resin’ny ratsy e ia !
Ny ratsy reseo amy soa, (Rom 12, 9)
Aza magneky resin ‘ny ratsy e ia !
Ny ratsy reseo amy soa o,
Mifankatiava e ia. (2 fois)
Fifankatiavana tsy mihatsaravelatsihy,.
Mankahalà ny ratsy, miraiky amin’ny tsara
Mitiava namana, toy ny mpirahalahy
Mifegna mifagnasoa; mahaiza mifañaja.
Mpirahalahy ka mitandro fihavanana
Tsy mirekireky fa miroso amin-kerim-po,
Faly manantena ka mandefi-pahoriana;
Maharitra mivavaka manara-dia ny Tompo
Mañampy ny olomasina, mandray mpivahiny
Tsy mamaly faty fa misaotra ny mpanenjika
Tia miara-paly, mankahery ny ory
Tsy miavonavona, mandray ny iva toetra.
Raha mba azo atao ihavano ny olojiaby
Mivognôsa hagnano soa anatrehan’Izy Tompo
Tsisy valy faty fa mitia fahavalo,
Tsy resin’ny ratsy marnpandresy ny soa.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: