Yakouba sy ny asatanany : Jesosy sy ny anganoanganom-bazaha
Автор: AKO INFOS
Загружено: 2022-07-20
Просмотров: 584
Описание:
#Tsy natao hifankahalana na hankahalana ny vazaha (varira) ny horonan-tsary hifampiazarana eto fa izany natao mba hampiova ny fomba fijerintsika , indrindra ireo izay manambany tena eo anatrehan'ireo vazaha .
Toy ireo olona mainty hoditra #manofaka hoditra satria menatra ny hoditra mainty , mandany vola mividy #Perruque satria menatra ny volo gnita sns...
Inty indray ny tohin'ny tantaran'i #Yakouba sy ny asatanany .
Mijereva finaritra daholo .
Source : www.realyhistorywww.com
Notsongaina tamin'ny boky nosoratan'i #Elijah Mohamad anisan'ny mpamorina ny #Nation of Islam na ny #NOI .
Carrozza Heliarisoa
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: