Ny tontolon'ny "Trading" eto Madagasikara sy ny any ivelany
Автор: Equity (FxLifestyle)
Загружено: 2019-04-29
Просмотров: 3940
Описание:
Ho arahinareo anatin'ity horonantsary ity ny mikasika ny asan'ny "Trader" na koa hoe "Mpivarotra eo amin'ny tsena iraisam-pirenena" eto Madagasikara sy any ivelany. Asa mahaleo tena izay manomboka mivelatra eto amintsika fa ny any ivelany kosa dia efa an-taonany maro ny niroboroboany.
Hisaorana manokana ny fandaharana "Tolotra sy tinady" tvm nanatontosa ny fanadihadiana.
======================================================
Aza adino ny mi-"s'abonner" amin'ny chaîne youtube mba handraisanao ireo horontsary manaraka.
======================================================
Raha te hifandray sy hifanerasera amin'ny orinasa Equity ianao dia amin'ny alalan'ny :
Page facebook : www.facebook.com/EquityMadagascar
Mail : [email protected]
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: