ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

KEMYRAH - Solo (Clip Officiel) Prod. GianBeat

Автор: KEMYRAH

Загружено: 2020-10-31

Просмотров: 98725

Описание: Listen to Kemyrah "Solo", a single of his long play
Prod. GiantBeat
Studio x Mix and Mastering : Flawless Recordz Germany.

Second single from the MooD album

Lyrics

Sarotra be ny miaina ety
Eo ankavia sy havananao foana anie ny adve
Ialahy mba manomana ady ve?
Ho hitanao fa ve be ny hamingana anao
Wawawa...Vao mivoatra kely ialahy dia blablabla
Tsy tiany hiakatra, fa vao mia tafa kely ialahy dia pawpawpaw (bruit de rafale)
Yao, mokondoha anie mila abotsina
Izay mitabataba arinanao henoina fotsiny
Tadidio fa les murs ont des oreilles
Rehefa manao hadisoana aza adino ny manao déso Ray
Ialahy mila manao izay mety
Raha lavo ialahay reo tsy tia an'ilahay hanao fety
De ndry koa anie mila mba mahay mifehy tena
Fa tsy hisy hanolo-bato mafana andry zany eo rehefa ilay mba miteny

Bridge : Indraindray koa anie tsy mety izay ataonao
Nefa niezaka nanao an'izao sy izao
Izay vao tsapanao fa tsisy hanampy anao afa tsy ianao
Betsaka ny mody namana ireny
Manatsatoka antsy anao nefa tsy miteny
Izaho milaza aminao fa tsisy hafatsy ny ny mandeha irery

Refrain : Aleo ihany oa mandeha solo
Aleo ihany oa mandeha solo, an an (2x)

Fa sarotra ho an'ny hafa anie ny manaiky anao
Raha misy fahombiazanao izay nataonao
Mbola tsy inona tsy inona ialahay aza efa maloto ny sainy
Voamay moa tafa ialahy dia voamay ho ankahalaina ela
Tsy tian'ny sipa ve ilahay raha tsy manambola
Dia naleony niaraka amin'ny Papa sola
Raha izay no zava-misy dia aleo mintsy izy iny ialana fa nga hoe raha tsy tsisy anazy dia midola ialahy
yayaya, aleo Liona mandeha irery e
Toy izay Ondry malaza ry lety
Yayaya, fa ity fiainana ity feno mistery
Mandeha irery ialahy dia tsy mba mety very e
Efa mahazatra ny vavanreo
Tsy ilainla akory ny mamoka feo
Fa aleo ny fahombiazan'ialahy no hiteny fa rehefa any aoriana any ve ireo tsy ho leo
Calme fotsiny dia mandroso, aleo hiteny izy dia aleo hisouze
Any aoriana any izy hangataka douze amla (izay ialahy vao tonga saina hoe)

Refrain : Aleo ihany oa mandeha solo
Aleo ihany oa mandeha solo, an an (2x)

Aleo, aleo, aleo ihany oa mandeha solo, toy izay mal accompagné enao
Aleo ihany oa mandeha solo

Bridge fin : Indraindray koa anie tsy mety izay ataonao
Nefa niezaka nanao an'izao sy izao
Izay vao tsapanao fa tsisy hanampy anao afa tsy ianao
Betsaka ny mody namana ireny
Manatsatoka antsy anao nefa tsy miteny
Izaho milaza aminao fa tsisy hafatsy ny ny mandeha irery

-----------------------------------------------------------

Follow Kemyrah on :

Facebook :   / rapgasy.kemyrah  
Instagram : https://www.instagram/kemyrah_gasy

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
KEMYRAH -  Solo (Clip Officiel)  Prod. GianBeat

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Kemyrah - Mosavy (Clip Officiel)

Kemyrah - Mosavy (Clip Officiel)

KEMYRAH - DEPRESSION

KEMYRAH - DEPRESSION

MINDULE YA BA KULUTU :  MANUAKU WAKU PEDRO FELIX ALIAS PEPE FELY (Part 2)

MINDULE YA BA KULUTU : MANUAKU WAKU PEDRO FELIX ALIAS PEPE FELY (Part 2)

100% Revirevy Mozika - 29 Octobre 2023 | Mozika Malagasy Ranoray

100% Revirevy Mozika - 29 Octobre 2023 | Mozika Malagasy Ranoray

Джем – Kemyrah

Джем – Kemyrah

Джем – KEMYRAH -  Solo (Clip Officiel)  Prod. GianBeat

Джем – KEMYRAH - Solo (Clip Officiel) Prod. GianBeat

Ceasar & Ngiah Tax Olo Fotsy - Mampanota (Clip Officiel)

Ceasar & Ngiah Tax Olo Fotsy - Mampanota (Clip Officiel)

Sanih - MPINDRANA (4K) [Madaghost Production - Nouveauté Clip Gasy 2024]

Sanih - MPINDRANA (4K) [Madaghost Production - Nouveauté Clip Gasy 2024]

KEMYRAH - Gentlemen (feat. THT) Official Lyrics video 2020

KEMYRAH - Gentlemen (feat. THT) Official Lyrics video 2020

Ceis - Fako (Official Video)

Ceis - Fako (Official Video)

BASTA LION - LOVE SPIRIT ( Clip Officiel 2k21 ) NB PRODUCTION

BASTA LION - LOVE SPIRIT ( Clip Officiel 2k21 ) NB PRODUCTION

Kemyrah - Anjarako (Clip Officiel)

Kemyrah - Anjarako (Clip Officiel)

ZAKAI - MANGATSIAKA (Clip officiel)

ZAKAI - MANGATSIAKA (Clip officiel)

Rootsikalo - Tsy Tandrify - Clip Full HD

Rootsikalo - Tsy Tandrify - Clip Full HD

Ilay hatsaranao - MIRADO

Ilay hatsaranao - MIRADO

TSOTA  - Ventson'ny Atsantsa (Official Video 2024 ) [4K VERSION]

TSOTA - Ventson'ny Atsantsa (Official Video 2024 ) [4K VERSION]

Mopcaan - Anjarako (Official Video)

Mopcaan - Anjarako (Official Video)

ZAKAI - NIOVA (Clip Officiel)

ZAKAI - NIOVA (Clip Officiel)

KEMYRAH - MOSAVY (OFFICIAL AUDIO) Prod. by RASPO

KEMYRAH - MOSAVY (OFFICIAL AUDIO) Prod. by RASPO

THT x KEMYRAH - GENTLEMEN official Lyrics video 2020

THT x KEMYRAH - GENTLEMEN official Lyrics video 2020

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]