SITRAKA X FINJAH - ANILANAO - ( Nouveauté Clip 2021 )
Автор: Finjah Razakarivony
Загружено: 2021-08-28
Просмотров: 5075
Описание:
New song x clip
Artiste : SITRAKA X FINJAH
Track : ANILANAO
Parole : Sipa: Mety ho lava mety ho sarotra ny lalana andehanany fitiavatsika
Nefa tiko raha hafana foana itombo hatrany fa tsy ho lasa hatsika
Efa nofinofiko efa hatrinelaah ny iaina fiainana ho paradisa anilanao
Ka ora sisa no isainaah dia efa antsika izao tontolo izao fa matokisa
Réf: Fa mamy e (Izany miaina anilanao)
Tena hafa ihany e (Ilay fitiavana avy aminao)
Fa mamy e (Izany miaina anilanao )
Tena hafa ihany e (Ilay fitiavana avy aminao)
Bandy: Fa tsy aiko intsony miaina tsy eo anilanao
Efa zatra anao loatra ny fo
Ka voady izao no ataoko
Atolotro ho anao anio
Ny foko sy ny momba ahy rehetra
Ka aza ilaozano , aza ilaozanao intsony aho ..
Fa mamy loatra aneh za eo anilanao tena maaaamyyy
Réf:( *2)
Partageo bedabe oh
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: