Vavaka fifonana
Автор: Lazasoa Rahari
Загружено: 2020-04-17
Просмотров: 10500
Описание:
SALAMO 32:1-2
Sambatra ianao raha voavela ny helokao sy voasarona ny fahotanao,
sambatra tokoa ianao raha tsy isain'i Jehovah heloka ary tsy misy fitaka ny fanahinao.
Jesosy Kristy no Mpamela ny heloka,ho Azy irery ny voninahitra.
Amen
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: