Specialiste Andriamanitra
Автор: Speed Briefing
Загружено: 2015-03-16
Просмотров: 312
Описание:
Matetika ianareo vehivavy tsy mety hanao volo na tarehy raha tsy any am olona izay mapasûre anareo fa mahay (specialiste)
Isika lehilahy indray tsy mety hiconfié ny fiara tsika raha tsy any amin'ny olona manana traikefa manokana amin'izany (specialiste)
-- Ary matetika isika dia tena resy laatra fona amin'izay conseil omen'iay ireny satria (specialiste) no miteny
--- Amin'ny toe-javatra miseo eo amin'ny fiainanao dia ireto ihany no safidy afaka ataonao
1. Mampiasa ny fahaizanao sy fahalalanao
2. Mihatrika irery ny ady amin'ny halalan'ny herimbatana sy herintsaina
3. Mino fotsiny izay asain'ny specialiste.nao atao
Condition : Aza confiena am ol hafa na zavatra hafa izay reetra mahakasika anao fa confieo amin'Ilay specialiste irery ihany. Fa aminy dia tsotra keli ny zavatra reetra satria hainy loatra.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: