Tao Betlehema - SLKAT
Автор: SLKAT Foibe
Загружено: 2016-12-05
Просмотров: 18621
Описание:
Tanana kely ankiray indro efa resin-tory
Tao anatin'ny alina mangina
Ary tamin'izay tsy mba fantany akory
Fa hirotsaka ny Fitahina
Tao Betlehema, tanin'ny Joda, nisehoan'Ilay Mesia
Tao Betlehema no teraka Jeso
Mpamonjy antsika, Mpihahy sy Mpanavotra
Tao Betlehema, tanin'ny Joda, Jeso
Ireo tranom-bahiny tsy mba nety nandray
ireo olona tonga tany re
Tamin'iny alina iny, tamim-panetre-tena
Teraka Ilay Mpanjaka Lehibe
Tao Betlehema...
Tonga Jesosy Tompo tamim-panetre-tena
Mba hamonjy ireo olona izay very
Meteza re mba hanompo sy handray Famonjena
Ho voninahitry ny Ray irery
Tao Betlehema...
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: