ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Ny foto-diako ety an-tany_Hira Katolika Malagasy

Автор: Hira Katolika Malagasy

Загружено: 2024-02-17

Просмотров: 7409

Описание: Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.

Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy

1 Ny foto-diako etý an-tany
Handrehitra fitiavan-dehibe;
Iriko sady mamiko indrindra
Ny mba hotiavinao mandrakizay.

Ry Tomponay malalanay tokoa,
Ho maminay mandrakizay ianao;
Ny fonay faly ny hiantso lava:
Anao etý sy any an-danitra any.
Ny fonay faly ny hiantso lava:
Anao etý sy any an-danitra any.

2 Mba fantatrao va re ny fitiavana
Nampidina ahy Tompo hankatý?
Ho satrinao tokoa hidodododo
Handrehitra ny fonao hankafy.

3 Ity 'lay fo notanterahin-defona
Hahitanao ny fiadanam-po:
Fa mpankahery ny mbola malemy,
Sy mampitombo be ny zotom-po.

4 Ry fo maniry mafy te ho tiana,
Manolo-tena mba ho solonay,
'Zahay no tokony hanolo-tena
Ho anao Nahary sy Mpanjakanay.

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Ny foto-diako ety an-tany_Hira Katolika Malagasy

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

Джем – Ny foto-diako ety an-tany_Hira Katolika Malagasy

Джем – Ny foto-diako ety an-tany_Hira Katolika Malagasy

Iisus - cântec religios potrivit pentru Postul Paștelui

Iisus - cântec religios potrivit pentru Postul Paștelui

Это Точка невозврата. Вы Готовы к Тому, Что Грядет? (Том, 25.02.26)

Это Точка невозврата. Вы Готовы к Тому, Что Грядет? (Том, 25.02.26)

Kapelaony - Fandalova Lyrics

Kapelaony - Fandalova Lyrics

Ampidino eto anio

Ampidino eto anio

TE SŁOWA POSTAWIŁY SEJM NA NOGI! TAKIEJ REAKCJI JESZCZE NIE BYŁO!

TE SŁOWA POSTAWIŁY SEJM NA NOGI! TAKIEJ REAKCJI JESZCZE NIE BYŁO!

Tsotra Ianao_Père GEFEN_Hira Katolika Malagasy

Tsotra Ianao_Père GEFEN_Hira Katolika Malagasy

FIHAVANANA MALAGASY - FEO GASY

FIHAVANANA MALAGASY - FEO GASY

Chorale Immaculée Conception ANDAPA   hira katolika

Chorale Immaculée Conception ANDAPA hira katolika

Sambatra izay noana_ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

Sambatra izay noana_ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

24.02.2026 Похоронне служіння | Шепетько Валентини

24.02.2026 Похоронне служіння | Шепетько Валентини

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Saotra sy Dera (Mihifikifika)

Saotra sy Dera (Mihifikifika)

Rakoto Frah - Rehefa maty aho

Rakoto Frah - Rehefa maty aho

Ry Maria ô, mba tantano ny dianay_Hira Katolika Malagasy

Ry Maria ô, mba tantano ny dianay_Hira Katolika Malagasy

Pisała do Epsteina, że pobudza jej umysł. Co jeszcze skrywa Księżna Norwegii?

Pisała do Epsteina, że pobudza jej umysł. Co jeszcze skrywa Księżna Norwegii?

fefi 2013 Ray ô misaotra / Sacha (FP hiran'i tian'i Jesosy 2013, tiany daholo ny hira kah)

fefi 2013 Ray ô misaotra / Sacha (FP hiran'i tian'i Jesosy 2013, tiany daholo ny hira kah)

DIEU SEUL SUFFIT  Jean-Claude GIANADDA

DIEU SEUL SUFFIT Jean-Claude GIANADDA

Ry Renin'Andriamanitra ô _ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

Ry Renin'Andriamanitra ô _ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]