Andeha isika hitsaoka_Ankalazao ny Tompo_Voninahitra ho an'ny Lanitra
Автор: Hira Katolika Malagasy
Загружено: 2024-12-24
Просмотров: 7162
Описание:
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.
Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy
Voninahitra ho an'ny lanitra,
Fiadanana eto an-tany e.
Andeha isika hitsaoka
'Zany Mpamonjy vao teraka
Nolazain'ny anjely
Izy no ilay nandrasana
1. Mifalifalia e ry Jerosalema
F'ilay Mesia e ao Betlehema
Voninahitra ho an'ny lanitra
Fiadanana eto an-tany
2. Ny feon-dakolosy e miantso avia
Ry mponin'ny nosy e derao ny Mesia ...
3. Ny ali-mangina e dia feno korana
Jesoa ilay nirina e no fahazavana...
4. Jesoa zazakely e fitiavan'ny Ray
Mpanjakan'ny anjely e derainay...
5. Ho anao Andriamanitra e ny atolotray
Tsy emboka manitra e fa ny fonay...
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: