ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Misy tanana mitsotra (Ndriana Ramamonjy)

Автор: Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)

Загружено: 2021-05-15

Просмотров: 6973

Описание: 1. Misy tanana mitsotra
Te hamihina ny tananao
Misy maso manantena
Fa hahita indray ny endrikao
Misy fo mitepo mino
Fa hiverina aminy ianao
Ka ho tsapanao indray.
Ilay fomba namonjeny anao
Nandatsahany ny rany
Tamin’ny hazofijaliana
Tamin’izay ianao
Diboka hafaliana.

Fantatrao fa zava-poana
Raha izao tontolo izao
Sady hita ho miharatsy
Raha izao fiainana izao
Fantatrao ny lalana mody
Hiverenana amin’ny Rainao
Izay ihany no fanafody
Afaka hanavao anao

2. Misy maro no miandry
Famonjena izay noraisinao
Misy maro ireo mahantra
Te hitafy fitafiana vao
Misy maro koa ‘reo noana
Miandrandra Ilay Mofon’aina
Ianao nandray izany
Moa ve azony antenaina ?
Ivereno, ivereno
Ny fitiavana voalohany
‘Ndeha hiara-dia isika
Hanaitra ny finoany.

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Misy tanana mitsotra (Ndriana Ramamonjy)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Джем – Misy tanana mitsotra (Ndriana Ramamonjy)

Джем – Misy tanana mitsotra (Ndriana Ramamonjy)

Ny mpitory - live & best of (The Worship Moment / Emmission 24)

Ny mpitory - live & best of (The Worship Moment / Emmission 24)

Te hahita fitahiana avy @ Tompo ve ianao ? Aoka ho masina ary ny fitondratenanao  (Hebreo12.12-29)

Te hahita fitahiana avy @ Tompo ve ianao ? Aoka ho masina ary ny fitondratenanao (Hebreo12.12-29)

Hadalana

Hadalana

TANORA MIANTAFIKA :

TANORA MIANTAFIKA :"Misy tantara iray hotantarainay" (FFSM)

Ад на Ближнем Востоке

Ад на Ближнем Востоке

Ndeha hifandray tanana

Ndeha hifandray tanana

Rija Rasolondraibe - Ny fiovana (avec paroles)

Rija Rasolondraibe - Ny fiovana (avec paroles)

Misy tànana mitsotra

Misy tànana mitsotra

Tokim-panompoana - Ampifitia

Tokim-panompoana - Ampifitia

V.H.F - Efa ela

V.H.F - Efa ela

Ny fanahiko - Ndriana Ramamonjy

Ny fanahiko - Ndriana Ramamonjy

Havako ô, matokia ny herin'Andriamanitra ianao fa aza miantehitra @ sampy (2 Mpanjaka 10.18-36)

Havako ô, matokia ny herin'Andriamanitra ianao fa aza miantehitra @ sampy (2 Mpanjaka 10.18-36)

HiKALOO - JESOA VATO FEHIZORO (Ndriana Ramamonjy)

HiKALOO - JESOA VATO FEHIZORO (Ndriana Ramamonjy)

TARIKA NDRIANA RAMAMONJY_Medley 2024

TARIKA NDRIANA RAMAMONJY_Medley 2024

36 tompo o henoy

36 tompo o henoy

Mialy RAKOTOMAMONJY  -

Mialy RAKOTOMAMONJY - "Tiako loatra"

La pluie

La pluie

TSARA NY ANDRIAMANITRO. HIRA JESOSY MAMONJY

TSARA NY ANDRIAMANITRO. HIRA JESOSY MAMONJY

nitady hasambarana - Ndriana Ramamonjy

nitady hasambarana - Ndriana Ramamonjy

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]