ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Ô ry Jesoa Kristy Tompo ô, harahiko ianao n'aiza n'aiza_Hira Katolika Malagasy

Автор: Hira Katolika Malagasy

Загружено: 2023-10-28

Просмотров: 20807

Описание: Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.

Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy

Ô ry Jesoa Kristy Tompo ô, )
Harahiko ianao n'aiza n'aiza. ) (indroa)

1 Tianao ve ny ho mpianatro?
Tsy ny vola aman-karena e
No mba tanjona tratrariko.

2 Tianao ve ny ho mpianatro?
Raiso ny hazo fijaliana e,
Dia izory izay nodiaviko.

3 Tianao ve ny ho mpianatro?
Tiavo toy ny iray tam-po e
Ny olombelona notiaviko.

4 Tianao ve ny ho mpianatro?
Tsy hotompoina fa hanompo e:
Izay no tarigetram-piainako.

5 Tianao ve ny ho mpianatro?
Amin'ny olo-maminao e,
Izaho no ataovy faratampony.

6 Tianao ve ny ho mpianatro?
Hoentiko any an-tranon-dRaiko e
'Reo nizaka ny fiainako.

7 Tianao ve ny ho mpianatro? )
Tena hanim-pitoloha e ) (indroa)
No haroson'ilay Dadako. )

Ankalazao ny Tompo

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Ô ry Jesoa Kristy Tompo ô, harahiko ianao n'aiza n'aiza_Hira Katolika Malagasy

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Kristianina, mihevera _Hira Katolika Malagasy

Kristianina, mihevera _Hira Katolika Malagasy

Джем – Ô ry Jesoa Kristy Tompo ô, harahiko ianao n'aiza n'aiza_Hira Katolika Malagasy

Джем – Ô ry Jesoa Kristy Tompo ô, harahiko ianao n'aiza n'aiza_Hira Katolika Malagasy

Ry Zaza mpiodina mba miverena (FFPM 409)

Ry Zaza mpiodina mba miverena (FFPM 409)

✝️Я умер — и то, что Иисус сказал мне о говорении на иных языках, изменило всё

✝️Я умер — и то, что Иисус сказал мне о говорении на иных языках, изменило всё

Izaho no Mofon'ny fiainana_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Izaho no Mofon'ny fiainana_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Raozery: Mistery Mahafaly (Alatsinainy sy Sabotsy)

Raozery: Mistery Mahafaly (Alatsinainy sy Sabotsy)

FIHIRANA FFPM 444 RY RAIKO FENO ANTRA

FIHIRANA FFPM 444 RY RAIKO FENO ANTRA

Ô, ry alina tomaratra soa - Hira Katolika (exultet) Tonony sy feo (ANKALAZAO NY TOMPO)

Ô, ry alina tomaratra soa - Hira Katolika (exultet) Tonony sy feo (ANKALAZAO NY TOMPO)

Этот механизм сжигает висцеральный жир быстрее ходьбы и диет

Этот механизм сжигает висцеральный жир быстрее ходьбы и диет

Henoy tsara anaka par APL Madagascar

Henoy tsara anaka par APL Madagascar

Ô ry Tompo tia anay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Ô ry Tompo tia anay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Tompo ô! mangovitra ny vava

Tompo ô! mangovitra ny vava

Ny foko manontolo ( FEMIMA )

Ny foko manontolo ( FEMIMA )

Lalan'ny Hazofijaliana

Lalan'ny Hazofijaliana

HIRA KATOLIKA Inty aho ry Jesoa (It's Nathie)

HIRA KATOLIKA Inty aho ry Jesoa (It's Nathie)

Lay Teny Masigny_VELIN_Hira Katolika Malagasy

Lay Teny Masigny_VELIN_Hira Katolika Malagasy

Dia ilay fitia (Honoré feat Bakomanga) Dec 2017

Dia ilay fitia (Honoré feat Bakomanga) Dec 2017

Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)

Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)

Ry Tomponay Mpanjakanay rehetra  , Hira katolika  , APL MADAGASCAR

Ry Tomponay Mpanjakanay rehetra , Hira katolika , APL MADAGASCAR

Miantso anao _Hira katolika  (Odet & Valerie)

Miantso anao _Hira katolika (Odet & Valerie)

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]