ANJARA - Tantaran'i Radio Madagasikara (Tantara Indray Miseho) Tantara Malagasy
Автор: TANTARA MALAGASY
Загружено: 2025-11-24
Просмотров: 118
Описание:
Atolotra anareo anatin'ity horonantsary ity ny tantaran'i Radio Madagasikara mitondra ny lohateny hoe "ANJARA".
Araho tsy tapaka ny pejy fa hisy tantara mivoaka isanandro ato
Tantara Malagasy
Ity pejy ity dia natao izarana ireo tantara malagasy izay mandeha amin'ireo Onjam-peo maro isankarazany.
Raha misy tantara tianareo alefa ato amin'ny pejy dia aza misalasala mandefa hafatra ato amin'ny mailaka [email protected]
Raha misy tantara ho fafana na fanatsarana tiana atao, aza misalasala manoratra ato [email protected]
#tantaramalagasy
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: