ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Sao mba tsy rariny - Tonton PA

Автор: Ando Nacho

Загружено: 2014-03-18

Просмотров: 61884

Описание: Efa nivoady anie ianao
Ny tsy ho tia mihoatra izao
Nilokaloka tsy handao
Raha mitempo ny fonao;
Tsy maina akory ny lamba nosasana
Lasa ianao, tsy tamana.


Efa mba nahavita izao sy izao
Diso efa fantatrao
fanazaran-tena angaha ny anao ?
Any vao tena kilalao.
Nianantsika ny matsiro indrindra
Izay ianao vao nifindra.

Ilay rova sarobidy
nahitako hafanana
sahinao noravàna !
Ianao anie mahalala :
izaho ilay tia adala.

Izaho lany ron-doha
Tsy nirohy fo
Mba hikaroka izay mahasoa
Nony maty ve ny voay
Dia ny hafa indray
No hiravaka imasoko ilay nisasarako e ?
sao dia mba tsy rariny ?
Sao voan'ody fitia ?
Sao dia mba tsy rariny ?
Sa ve fo vato ny an-dry ?

Neny a ! Marary anie dada e !


Ny tody anie ka eny an-dalanao eny
Saingy tsy mba miteny,
Ny tsiny koa lolohavinao ombieny
Maiva-mavesatra izy ireny.
Tsy vali-vaty no mikotrika anaty
Fa tsy maintsy hoe Mahatanty
Todim-pitia iray hatrany no andrasana eto an-tany
Mba hovalin'ny tomany
Maharary anie izany
Ny aza voany ihany.

Izaho lany ron-doha
Tsy nirohy fo
Mba hikaroka izay mahasoa.
Nony maty ve ny voay
Dia ny hafa indray
No hiravaka imasoko ilay nisasarako e ?
sao dia mba tsy rariny ?
Sao voan'ody fitia ?
Sao dia mba tsy rariny ?
Sa ve fo vato ny an-dry ?

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Sao mba tsy rariny - Tonton PA

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

AMBIROA- Tonton Pa

AMBIROA- Tonton Pa

RAMPAL -  Fahatsiarovana (Clip Video Compilation)

RAMPAL - Fahatsiarovana (Clip Video Compilation)

Джем – Sao mba tsy rariny - Tonton PA

Джем – Sao mba tsy rariny - Tonton PA

Tonton Pa (Rebika) - Ny any antanana (Rainibe)

Tonton Pa (Rebika) - Ny any antanana (Rainibe)

Teto - AMAF (Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

Teto - AMAF (Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)

REHEFA TIA (Ny Nanahary) - LES TALENTA

REHEFA TIA (Ny Nanahary) - LES TALENTA

Rebika -  Tsy misy nenina HD -- Hira Malagasy (Fankalazana ny faha-30 taona)

Rebika - Tsy misy nenina HD -- Hira Malagasy (Fankalazana ny faha-30 taona)

Maholia

Maholia

AMBIROA  Tonton Pa

AMBIROA Tonton Pa

Njakatiana  - avelao aho hitia

Njakatiana - avelao aho hitia

Ento aho-REBIKA 1988

Ento aho-REBIKA 1988

Hiampita  Fafah,Rampal,Hery Tiana

Hiampita Fafah,Rampal,Hery Tiana

tsy haiko

tsy haiko

Ny Ainga

Ny Ainga "Nostalgie"

TOKO TELO - tiako izy

TOKO TELO - tiako izy

Ry Neniko (José & Tonton Pa & Rampal)

Ry Neniko (José & Tonton Pa & Rampal)

Bodo & Poopy - Medley

Bodo & Poopy - Medley

Adim-panahy Rebika

Adim-panahy Rebika

Poopy & Mahery - Fitia voarara

Poopy & Mahery - Fitia voarara

DO RAJOHNSON /// FITIA HO ANAO [ CLIP GASY ]

DO RAJOHNSON /// FITIA HO ANAO [ CLIP GASY ]

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]