FADIO - VLM Ampitankely FLM Filadelfia Fianarantsoa
Автор: VLM Ampitankely Fianarantsoa
Загружено: 2020-08-18
Просмотров: 4003
Описание:
Hoy ny tenin'Andriamanitra : "Fadio ny fanao ratsy rehetra" (1 Tesaloniana 5:22)
Anisany amin'izany koa ny zava-mahadomelina : ny toaka, ny sigara, ny rongony, ...
Manentana an'izay rehetra mbola voafatotr'izany izahay vokovokomanga mba hiala sy hifady tanteraka ireny, aminny alalan'ity hira ity.
(Amin'ny teny Bestileo)
Ny tononkira dia afaka hita ao amin'ny : https://tononkira.serasera.org/hira/v...
0:00 | Fadio ny toaka
1:23 | Fadio ny sigara
2:31 | Fadio ny rongony
3:30 | Ialao ireo - Tapaho ny hevitsa
4:01 | Fadio ny toaka
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: