ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Kat'mi - Mahaleo (Raoul)

Автор: Hira Gasy

Загружено: 2021-08-18

Просмотров: 5197

Описание: Artistes: Mahaleo
Album: Mama Sera
Genre: Folk, World & Country
Sortie: 2007
song list:
1. Anjely (Dama)
2. Embona sy Hanina (Dadah)
3. Mianara Miaina (Raoul)
4. Post-Scriptum (Bekoto)
5. RN35 (Mama Sera) (Dama)
6. Rano sy Vary (Dadah)
7. Mipololotra (Raoul)
8. Renin-Drainivoanjo (Bekoto)
9. Orimbato (Dama)
10. Tsy Misy ny Doria (Dadah)
11. Kat'mi (Raoul)
12. Vatolahy (Bekoto)
13. Ambodibonara (Dama)
14. Mbola Irery (Dadah)
15. Miverena Modia (Raoul)
16. Madagasikara (Bekoto)
17. Ravorondreo (Mahaleo)

Marisarisa tsy salama hono ny toe-karena
Sendra làlana malama mampihenahena
Mandositra ny ambanivohitra ny fahantrana
Mirongatra eny ambonivohitra izy ka tsy tàna

Aiza ho aiza hoy ianao ny toerana hamaharany
Hanorenany indray izay mety ho tantarany
Fa eny ambodibodi-hazo
Tsy ialàna tazotazo
Tazotazo-pahantrana
Sarotra ialàna
Tsy ho ela dia ho fefika ilay tanàna

Mitombo toerana isan'andro izao ny Kat' mi
Mampanjelatra masoandro ireo trano fatim-by
Mirongatra etsy sy eroa, maniry toy ny anana
Mivangongo ao avokoa rahefa mety tsy fananana
Ny hoanina amin' izany tsy misy tokontaniny
Be ireo zaza fanipanina tsy misy ny hoanina

Fa eny andavadava-pako
No miady mifandako
Hamenoina ilay vavony
Tsy mety tony
Noana lava tsy ampy saosy
Ka mangaro-paosy

Mipetraka ho ahy sy ho anao
Io no zava-misy
Havako io havanao
Tsy vitan'ny indrisy

Hiangaran'ny fiainana sy ny vintana
Tapi-dàlan-kitarainana
Toa trondro azom-pintana

Inona ary hoy ianao ny vaha-olana maharitra?
Ahatonga azy ireo mba ho olona finaritra
Manana asa hivelomana
Mba tsy hitoka-monina
Hanjary ho olom-baovao
Manan-katao

Manan-jo, manan-tsafidy
Mba tsy ho voavidy
Gasy ray, gasy reny
Izy ireny
Gasy ray, gasy reny
Izy ireny

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Kat'mi - Mahaleo (Raoul)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Mama Sera - Mahaleo

Mama Sera - Mahaleo

MAHALEO ( Raoul )  Mianara - miaina

MAHALEO ( Raoul ) Mianara - miaina

MILIONARII CARE PLÂNGEAU DE SĂRĂCIE 10 vedete care au ascuns averea de popor

MILIONARII CARE PLÂNGEAU DE SĂRĂCIE 10 vedete care au ascuns averea de popor

Rano sy Vary - Mahaleo (Dadah)

Rano sy Vary - Mahaleo (Dadah)

MIHOROHORO NY FITONDRANA SY NY FORONGONY LANY HO FILOHAN'NY FJKM I PASITERA 𝗭𝗮𝗸𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮

MIHOROHORO NY FITONDRANA SY NY FORONGONY LANY HO FILOHAN'NY FJKM I PASITERA 𝗭𝗮𝗸𝗮 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗶𝗮𝗺𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮

𝗠𝗘𝗗𝗟𝗘𝗬 (raiki-pitia - Tiako izy - Revirevinay - Namana - Rivotra - Mianara miaina)

𝗠𝗘𝗗𝗟𝗘𝗬 (raiki-pitia - Tiako izy - Revirevinay - Namana - Rivotra - Mianara miaina)

Джем – Kat'mi - Mahaleo (Raoul)

Джем – Kat'mi - Mahaleo (Raoul)

SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia

SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia

Mianara Miaina - Mahaleo (Raoul)

Mianara Miaina - Mahaleo (Raoul)

Erick Manana -----Izay ratranao dia feriko

Erick Manana -----Izay ratranao dia feriko

Lay tovolahy  Charles Kely ZR Sy Fafa Mahaleo

Lay tovolahy Charles Kely ZR Sy Fafa Mahaleo

EFA MANDEHA NY FANADIHADIANA AN'I RINAH RAKOTOMANGA SY MARIE MICHELLE SAHONDRARIMALALA

EFA MANDEHA NY FANADIHADIANA AN'I RINAH RAKOTOMANGA SY MARIE MICHELLE SAHONDRARIMALALA

LEVALY_RAOUL

LEVALY_RAOUL

Lendrema

Lendrema

Mitady Kandra (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo

Mitady Kandra (Studio Théo Mikea) - Dama Mahaleo

Fafa à Montpellier fizarana farany.WMV

Fafa à Montpellier fizarana farany.WMV

Tselonina -

Tselonina - "Canapé"

TSY MISY NY DORIA Mahaleo Live @ Olympia

TSY MISY NY DORIA Mahaleo Live @ Olympia

Dama (Mahaleo) mitantara ny seho t@ 13 Mey 1972

Dama (Mahaleo) mitantara ny seho t@ 13 Mey 1972

Nandalo Rebika (Antsonjobe 08/05/2009)

Nandalo Rebika (Antsonjobe 08/05/2009)

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]