Lolo Sy Ny Tariny - Raha Mankany Ialahy Cover IA RZ Music
Автор: RZ Music
Загружено: 2026-02-10
Просмотров: 6309
Описание:
Lolo Sy Ny Tariny - Raha Mankany Ialahy
Raha makany ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray any aho,hivimbino any aho
Tapatapany ihany a! Sombitsombiny ihany a!
Fofopofony ihany a! Potipotiny ihany a!
Raha makany ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray any aho,hivimbino any aho
Tapatapany ihany a! Sombitsombiny ihany a!
Fofopofony ihany a! Potipotiny ihany a!
Lazao azy fa raha ritra anie ny rano
Diaviko tongotra ny làlana mankany
Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy
Hitondra Paradisa
Lazao azy fa raha ritra anie ny rano
Diaviko tongotra ny làlana mankany
Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy
Hitondra Paradisa
Raha mankany ialahy, mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy, mivovo any ialahy
Hitondray any aho, hivimbino any aho
Singam-bolony any, piti-drorany any
Sombim-piainany any, sary anankiray
Lazao azy fa raha ritra anie ny rano
Diaviko tongotra ny làlana mankany
Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy
Hitondra Paradisa
Lazao azy fa raha ritra anie ny rano
Diaviko tongotra ny làlana mankany
Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy
Hitondra Paradisa
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: