COLONEL RAKOTOMAMONJY PATRICK : NIVOAKA T@ FAHANGINANY NILAZA NY ZAVA-MISY MARINA ETO @ FIRENENA ...
Автор: Vaovao 7sur7
Загружено: 2025-05-03
Просмотров: 25360
Описание:
IZY MOA ZANY NO SOKETAINA HOE NAMETRAKA COCKTAIL MOLOTOV TAO AMIN'NY PRADON FA HAY ZANY COUP MONTÉ IRENY FA OLONA NAHASAHY MIJORO CONTRE AN I MAMY RAVATOMANGA ITY !
Namafisiny fa jiolahy criminel atao hoe Andry Bemaso no miassister ny enquete ao amin'ny toby Ratsimandrava !!! Io ilay nolazaiko ary
Voalaza ao fa feno kolilolikoly ao amin'ny miaramila, ary sefon izany ny Ministre ny Defense!
Denoncer ny koa ny fanaovana pris en charge rehetra an ny fonctionnaires ao amin'ny Polyclinique Ilafy!
Maro ny zavatra lazainy fa aoka ny miaramila hiray hina fa efa manomboka mahasahy anareo ity Ravatomanga ity an ! ...
MAZOTOA MIJERY SY MIHAINO HATRA @ FARANY ...
ARY AZA ADINO NY mi ABONNER NY CHAÎNE TSIKA TOMPOKO .
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: