#Oviana
Автор: AKO INFOS
Загружено: 2019-10-01
Просмотров: 1619
Описание:
#Abonnez vous : • Inona marina moa ny asan'ireo ambassadeur ...
zao zavatra rehetra hita sy hiainan-tsika izao dia efa nisy taloha .Raha araka ny fandinihan'ireo Egyptianina azy dia ,isaky ny 3000 taona dia mahavita ny fihodidina ny masoandro ny tany ,ary ny fikambanan'ireo volana sy ny masoandro dia mahatonga tondra-drano ,izany ilay antsoin'ireo vazaha amin'izao fotoana izao hoe fra-andro .Efa hain'ireo Egyptianina ireo ny mamantatra ny mombamomba sy ny anaran'ireo kintana ,ireo astrolojia isankarazany ,ny fomba fihodinan'ny tany sy ny mombamomba ny volana ary ny masoandro .Izany hoe ireo fahaizan'ireo vazaha amin'izao fotoana izao ireo dia ,nipoitra avy any Afrika daholo .
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: