ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Anaka omeo ahy - Groupe Stellah

Автор: R. Estelle

Загружено: 2010-05-07

Просмотров: 43957

Описание: Malomaloka ny andro
Dify teo ilay masoandro
Maizina tokoa
Fa mafy ity nanjo
Fa hay ny Tompo
Dia voahombo
'Noho ny amiko sy ianao

Rakotra aizina ny tany
Nisy koa 'reo nitomany
Nalahelo am-po
Fa mafy ity nanjo
Hay maty tokoa
Ilay Tompo Jesoa
Hamonjy ahy sy ianao

Odian-tsy hita ve?
'Reo fijaliany tety
Ho lavinao ve
Raha mba mila anao izy anio

Hoe anaka omeo ahy
Omeo ahy ny fonao io
Dia mifalia, fa izy mihitsy
Ny hany fiainanao ety

Malomaloka ny andro...

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Anaka omeo ahy - Groupe Stellah

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Ny faniriako - Stellah

Ny faniriako - Stellah

stellah vaovao mahafaly

stellah vaovao mahafaly

Fanahy ô !

Fanahy ô !

Valim-bavaka - Stellah

Valim-bavaka - Stellah

Bodo & Poopy - Medley

Bodo & Poopy - Medley

SOA JESOA FA TEO IANAO -  AMPIFITIA ( FJKM ISOTRY FITIAVANA)

SOA JESOA FA TEO IANAO - AMPIFITIA ( FJKM ISOTRY FITIAVANA)

IANGOLAO VAITRA - LEVELO

IANGOLAO VAITRA - LEVELO

Un jour à la fois PATTY ( Ny Ainga)

Un jour à la fois PATTY ( Ny Ainga)

TDL (true direction life)  Ampahafantaro ahy  version HD 1080p

TDL (true direction life) Ampahafantaro ahy version HD 1080p

Расслабляющая музыка, исцеляющая от стресса, беспокойства и депрессивных состояний, исцеляет #19

Расслабляющая музыка, исцеляющая от стресса, беспокойства и депрессивных состояний, исцеляет #19

MANANA ANAO GMMC

MANANA ANAO GMMC

DO RAJHONSON & FARAKELY - HO MAFY ORINA

DO RAJHONSON & FARAKELY - HO MAFY ORINA

Tano mafy aho Jesosy - Adilia

Tano mafy aho Jesosy - Adilia

Tsy ahita - Poopy ✅

Tsy ahita - Poopy ✅

Madagascar Gospel Celebration 2011

Madagascar Gospel Celebration 2011

Voahangy Ny havako, havako foana

Voahangy Ny havako, havako foana

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

Mihoatra lavitra

Mihoatra lavitra

HAY TEO FOANA I KRISTY

HAY TEO FOANA I KRISTY

Tanora Masina Itaosy - Mitoera (Clip officiel)

Tanora Masina Itaosy - Mitoera (Clip officiel)

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]