ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Tantara Malagasy - RENIKELY TSY MIFADITROVANA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Автор: SARY MIHETSIKA / Web TV

Загружено: 2024-06-02

Просмотров: 23297

Описание: RENIKELY TSY MIFADITROVANA

Tantaran'i Radio Don Bosco
Tantara indray miseho
Tantara Malagasy

Nametraka didi-pananana i Rabeza, nialohan'ny nahafatesany ka nomeny an'i Fara zanany vavy daholo ny fananana rehetra. Renikelin'i Fara i Ramatoa Selesy Nogiazan'i Raselesy ny fananana rehetra, izay lovan'i Fara avy amin'ny rainy, tsy nampahafantariny an'i Fara ny fisian'ny didi-pananana, ity farany rahateo mbola tsy ampy taona. Nifankatia i Leva sy Fara, nampifilafila an'i Fara hatrany anefa i Leva. Naneho toetra ratsy an'i Fara isan'andro i Raselesy...

Notambazan'i Selesy volabe i Leva mba hitia azy, ary hanadino ny fisian'i Fara. Manararaotra ny tsy fahaizan'i Selesy i Leva, tangosany fotsiny ny volan'ilay ramatoa. Nanantona an'ny President Fokontany i Fara, namantatra ny mikasika ny fananana navelan'ny rainy ho azy, fantany tamin'izany fa tsy misy na kely aza ny fananana tokony ho an'i RaSelesy. Namidin'i Raselesy tamin'i Ratrema i Fara, Ratrema rahateo koa mpanan-karena tia miliva amin'ny vehivavy. Novonoin'i Ratrema i Raselesy rehefa tsy nahavita ny fifanarahana hoe hampifanambady an'i Ratrema sy Fara.

Mpanoratra : Harivololona

Mpilalao : Faly, Antsaravaka, Rakoto, Niravo ary Synèse

Nandray feo : Tovo Razanamamonjy

Nanatontosa : Bruno Rakotomalala

#tantara
#renikelytsymifaditrovana
#sarymihetsika

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Tantara Malagasy - RENIKELY TSY MIFADITROVANA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Rojo - Tantara RDB #gasyrakoto

Rojo - Tantara RDB #gasyrakoto

Tantara Malagasy - VINANTO HAFAHAFA (Tantaran'ny Radio Madagasikara) Tantara Indray Mihaino

Tantara Malagasy - VINANTO HAFAHAFA (Tantaran'ny Radio Madagasikara) Tantara Indray Mihaino

MIARA-MANONJA 04 FEBROARY 2026 Live

MIARA-MANONJA 04 FEBROARY 2026 Live

Tantara Malagasy - ILAY ANJELY TSY NAMPOIZIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

Tantara Malagasy - ILAY ANJELY TSY NAMPOIZIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

Tantara Gasy - AVELON'I TATAMO (Tantara Lava Radio Don Bosco) 👍💕

Tantara Gasy - AVELON'I TATAMO (Tantara Lava Radio Don Bosco) 👍💕

TANTARA MALAGASY - MAIVA-MOLOTRA (Tantaran'i MALAGASY FM) Tantara Lava

TANTARA MALAGASY - MAIVA-MOLOTRA (Tantaran'i MALAGASY FM) Tantara Lava

"VILLA 2 S" Tantara indray mihaino ,Nosoratan'i ANKORA VOASEDRA

Tantara malagasy - NY DITRA (Tantara  ny  Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara malagasy - NY DITRA (Tantara ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara RDB: i SANDA #gasyrakoto

Tantara RDB: i SANDA #gasyrakoto

Tantara Malagasy - RAFOZAN-DOZA SY VINANTO TSY VANONA (Tantaran'i Kolo FM) Tantara Indray Miseho

Tantara Malagasy - RAFOZAN-DOZA SY VINANTO TSY VANONA (Tantaran'i Kolo FM) Tantara Indray Miseho

Misterin'ny villa an'i Rakotomanga - Tantara Malagasy FM

Misterin'ny villa an'i Rakotomanga - Tantara Malagasy FM

Tantara Gasy - MAFANA RA- ( Tantara lava ny Radio Don Bosco) ARAHO NY PEJY👍❤

Tantara Gasy - MAFANA RA- ( Tantara lava ny Radio Don Bosco) ARAHO NY PEJY👍❤

HAVAN-DOZA(Aceem Radio) #gasyrakoto

HAVAN-DOZA(Aceem Radio) #gasyrakoto

Tantara Malagasy - VADY KELY Fizarana I (Tantaran'i Malagasy FM) 👍❤ABONNEO NY PEJY TSIKA💕

Tantara Malagasy - VADY KELY Fizarana I (Tantaran'i Malagasy FM) 👍❤ABONNEO NY PEJY TSIKA💕

Tantara gasy: i Mboza— Tantara RDB ⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA #gasyrakoto

Tantara gasy: i Mboza— Tantara RDB ⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA #gasyrakoto

Tantara Malagasy - TSARA NY LALÀNA FA NY PAMPIASANA AZY NO RATSY (Tantaran'i RDB) Indray miseho

Tantara Malagasy - TSARA NY LALÀNA FA NY PAMPIASANA AZY NO RATSY (Tantaran'i RDB) Indray miseho

NY TENA TIA: Tantara rdb #gasyrakoto

NY TENA TIA: Tantara rdb #gasyrakoto

Tantara Malagasy - EKEKO (Tantaran'i Aceem Radio) Tantara Indray Mihaino

Tantara Malagasy - EKEKO (Tantaran'i Aceem Radio) Tantara Indray Mihaino

Ny Tantara Malagasy - SINGAM-BOLO - Radio Don Bosco

Ny Tantara Malagasy - SINGAM-BOLO - Radio Don Bosco

Tantara malagasy - FOM-BEHIVAVY (Tantara  ny Radio RECORD FM ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Tantara malagasy - FOM-BEHIVAVY (Tantara ny Radio RECORD FM ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]