HAFATRA HOAN’I MPITONDRA FANJAKANA ( Nouveauté gasy 2026 )
Автор: Voix de la Terre Rouge
Загружено: 2026-02-17
Просмотров: 718
Описание:
💥‼️𝗧𝗦𝗔𝗥𝗔 𝗥𝗔𝗛𝗔 #𝗠𝗔𝗡𝗗𝗔𝗟𝗢 𝗔𝗡𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 #𝗕𝗡𝗚𝗥𝗖 𝗡𝗬 #𝗙𝗔𝗡𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢𝗬 #𝗧𝗔𝗛𝗜𝗡𝗔_𝗥.
Namoaka ranty i #Tahina_Razafinjoelina fa tsara raha mba mandalo ao amin'ny #BNGRC avokoa isika rehetra hanampy ny tra-boina ao #Toamasina, eny fa na dia hampahafantatra fotsiny aza. Izany dia mba afahan'ny BNGRC #mandanjalanja ny fizarana fa misy fianakaviana efa nisitraka fanampiana maro na efa misy kosa ny mbola maina tanteraka.
📌 Nilaza ihany koa izy fa tsy manome tsiny ireo izay efa #nahavita fa izay ho avy no ezahina mba hisian'ny fifandanjana amin'ireo #niharam_boina, hoy hatrany ity farany.
©️ Tahina Razafinjoelina.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: