Vokatry ny mahalala (6) Salamo 1
Автор: Gasy MMB
Загружено: 2025-09-16
Просмотров: 127
Описание:
VOKATRY NY MAHALALA AN'ANDRIAMANITRA (6) Salamo 1
Miditra amin'ny tapany farany isika izao dia ny hoe 𝐀𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐡𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐨𝐡𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧'𝐀𝐭𝐫𝐚? Atokantsika mihitsy ity Salamo voalohany ity satria zava-dehibe. Rehefa ny tenin'Atra no sitrakao, rehefa ny teniny no saintsaininao andro aman'alina dia hitondra vokatra ianao ary hahavita hankato an'Atra ary ho sambatra!
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: