"Ny Lapan'Andriamanitra" zafindraony by Betsy Canada
Автор: ahabnar
Загружено: 2025-01-10
Просмотров: 3322
Описание:
FFPM 691 "Ny Lapan'Andriamanitra"
Zafindraony
Amena (x5), Haleloia!
Amena (x5), Haleloia!
1. Ny lapan’Andriamanitra
No ivorian’olona
Amena, Haleloia!
Tsy omby alinalina,
Izay madio sy masina.
Amena, Haleloia!
:2fois
Finaritra ah
Finaritra hono [Finaritra ah!] ny olona [Jeso sambatra]
Mitoetra [eo Aminao Mandrakizay] :,:
Amena (x5), Haleloia!
Amena (x5), Haleloia!
2. Izao firenen-drehetra izao
Dia samy afaka hankao ;
Amena, Haleloia!
Tsy fomban’Andriamanitra
Hizaha tavan’olona.
Amena, Haleloia!
:4fois
Finaritra ah
Finaritra hono [Finaritra ah!] ny olona [Jeso sambatra]
Mitoetra [eo Aminao Mandrakizay]
FIN
by Betsy Canada/ Kidodo 2.0 (2024)
Vidéo Picasary
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: