DISKA JÔKERA LYRICS VIDEO (DIOJAY ft ETNI-K/ TWIGGY/ TOLO/ PSYKÔPASY/ 2019)
Автор: DIOJAY
Загружено: 2024-08-19
Просмотров: 243
Описание:
Diska Jôkera
Diojay ft Etni-k/ Twiggy/ Tolo/ Psykôpasy
Prod K.sad
Album Diska Jôkera
2019/ Genius Studio/ Nashya Records
Lyrics vidéo Willteam Prod
Ity ho an'ny atsimo
Diojay
Ity ho an'ny avaratra
Ity ho an'ny andrefana
Ity ho an'ny atsinanana
Ity ho an'ny ...
ETNI-K
Yeah
Style DJ Kool Herc tao bronx tamin'ny 73
koboko teto mihintsy ilay fiaraha monina maty lolo be
hoe iza indray izao tony jiolahimboto tonga hankarenin-tsofina @na gadona babakoto tony
sanganehana aloha ny dimbaka vao mandatsaka break nefa ny Dijaka dia tapitra mitsinjaka
ampian'ny MC hoe /ye ye yao/ vao may mi-chauffe be ny sehatra
io kiffenao io mozika hip hop be
ka izay manary anay hoa manary Jôkera tadidio fa Diojay ny anay no diska jôkera
asiako dribble kely à la Messi
grave vao may ouuoay
rehefa somary arahiny lery "crabe" izy
Refrain: Disc disc disc Jockey
Mister Deejay, Mister Deejay
Diojay, jay,jay,jay
Kosoka kapila, kosoka kapila
(Scratch)
TWIGGY
Aha aha ha
Mivonona amin'izay fa izao ilay okaz
Jery hatrika ry litera kamikaze
Twiggy eto ka mikozy hoe tongasoa
Tangosina ny mic iray roa, iray roa, tairo
Fa androany mihitsy no ataoko ho kobonlah
Ilay hoe tsy ohatrin'ny variété ka ho maty kobana
Le combo anaty pasy tsikombakomba na
Mcee sy ny co-pilote mikosika kapila
Ry akama kopy elah, mino aho tsy ho acapella
Dia "dick this ty kickeo" hoy Diojay
Hafahafakoa tsy miahiahy ra mbola eo G. O. D
Fa raha ty soma ty ho ataonay trobaka ny tru
Raha mbola homba le tromban'le negro mbola dizin'ny blues spirit,
tsy hoe zay manohitra de pirate
De ty rap san hano fa raha vary izy deejay ny rano
TOLO
(Eto an-tany izao mis mpiondana ary feno/ Ato an/trano izao misy mpiondana ary mpihaino)*4
Zoom n'tany
toy ny volcany
Tolo feno sekoseko be de voa tany/
tsy nahatsiaro ny lasa very be talou tany
antsoy vetivety kely reo ntaolou tany.
Hoe ny ety tsy miova, na ny ampitso tsy miova...
Mijanona ho tranombakoka be lety tsy miova...
Mijinja ny ratram-pon'i Dago,ety tsy miova...
Mitombo ny fisefosefon'ny ambom-poko, we ety tsy niofo.
Mister DJ eeee?
Pull up the DJ eee!
Omeko fanajana i 2Pac sy i BIG eee
sy ireo olo-manga nanao ny ainy ho tsy izz eh!
Wan'fireneko ity no tena IZZ eh...
Refrain: Disc disc disc Jockey
Mister Deejay, Mister Deejay
Diojay, jay,jay,jay
Kosoka kapila, kosoka kapila
(Scratch)
PSYKÔPASY
Izahay tsy miala am DJ gasy
HipHop , Fanahy Sy feeling
Mahay mampirevy an lah am kapila mangirana Sy ny Vynil
Real, rehefa mandray platine
Tsy mamototra fa romotra, mikosika mstyle.
Mampitsangana ny boto ho eny am piste
Mapaha à l'aise anaty live sy freest.
Pitch scratch mute isaky ny tifitra
Tonga d miditra ny fantsy rehetrarehetra ao anaty rics
Ho an lah tia mitsemboka na mikiffa an le son mandona tsara
Efa raikitra ao ny mix
Ana son misesisy , Ilay ohatra ny tam K7
Le feo mikasaosaoka haino matetika anaty ref
Manohana ny fahaiza-manao ny MC ny DJ
Respect ho an'i Diojay, jay
Tone, Steeve Zombs sy Natty Jay
Lakrimo , Mr T , Deem sy Melo Jay! Play !
Refrain: Disc disc disc Jockey
Mister Deejay, Mister Deejay
Diojay, jay,jay,jay
Kosoka kapila, kosoka kapila
(Enchaînement instru)
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: