Tutorial Guitare - Mahaleo MEDLEY (tonalité de SOL et LA)
Автор: Mozika Fiainana
Загружено: 2025-01-25
Просмотров: 3378
Описание:
Aza adino ny mi-abonner sy mi-liker ny video raha mety aminao ny tolotra ataoko.
#guitar #acoustic #guitartutorial #cover #lolo #tutorial
Novaina kely ny format mba ampisehoina kely ilay main droite rehefa tena hita fa sarotra na somary compliqué ilay filalaovana azy.
Medley mahaleo voalohany ity mba hizarazarana accord amin'itony hira tena tsara itony.
▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬ medley efa misy ▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬
medley lolo sy ny tariny numero 4: • Cover Guitare - LOLO SY NY TARINY MEDLEY n...
medley lolo sy ny tariny numero 3: • Tutorial Guitare - LOLO SY NY TARINY MEDLE...
medley lolo sy ny tariny numero 2: • MEDLEY LOLO SY NY TARINY numéro 2 (Bô e, A...
medley lolo sy ny tariny numero 1: • MEDLEY LOLO SY NY TARINY numero 1 (Le zim...
Mpivahiny tutorial: • TUTORIAL GUITARE: MPIVAHINY Hiran'i LOLO S...
Efa misy koa ny tutorial video azo vidiana hoan'izay te hanjifa (afaka mi-contact ahy ao amin'ny facebook fa tena mirary ny vidiny sady misy isan'karazany avy amin'ny debutant ka hatramin'ny avancé )
Ity ny pejy facebook azo hi-contacter sy hanjifaina ny tutorial:
https://www.facebook.com/profile.php?...
Ataovy commentaire ny hira atao tutorial manaraka izay mba tianao.
00:00 Intro
00:20 Sao dia ataon'la hoe
02:13 Jamba
04:03 Aza misara-mianakavy (diso kely le titre ao @video)
05:20 Fitia vao mitsiry
06:15 Rivotra
07:15 Meloka
08:40 Ralita
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: