Miomàna 197_fév 2019 'ndrao ny fonareo hovesaran'ny fiahiahian'izao fiainana izao
Автор: kristiana ve
Загружено: 2019-03-13
Просмотров: 4342
Описание:
[email protected]
Lioka 21:34 Ary mitandrema, fandrao ny fonareo hovesaran’ ny vokatry ny fisotroan-toaka sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’ izao fiainana izao, ka ho avy tampoka aminareo tahaka ny fandrika izany andro izany.
35 Fa hihatra amin’ izay rehetra mitoetra etỳ ambonin’ ny tany rehetra izany.
36 Fa miambena ka mivavaha mandrakariva, mba hahery hianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan’ ny Zanak’ olona.Aza mihevitra mihoatra izay tokony ho heverina, fa mihevera izay honony
Romana 12:3 Aza miavonavon-kevitra ka mihevitra mihoatra noho izay tokony hoheverina; fa mihevera izay onony araka ny ohatry ny finoana izay nozarain’ Andriamanitra ho anareo avy.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: