Fanavaozana ny Anjely mainty, mitondra fanazavana ny Tompon'andraikitra
Автор: Ministère des Forces Armées Malagasy
Загружено: 2023-03-08
Просмотров: 230
Описание: Manatsara ny tsangam-bato fahatsiarovana ireo malagasy niady tamin'ireo ady lehibe roa etsy Anosy ny Ofisy Nasionalin'ny Mpiady Tranainy izay tarihin'i Jeneraly RAHARIJAONA Faly Michel. Izany dia vokatry ny fiaraha-miasa amin'ny Sampandrahan'ny fiarovana eo anivon'ny Masoivohon'ny Frantsa eto Madagasikara.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: