ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Les Adeline | Inona no antenainao | Hira gasy évangélique | Tononkira

Автор: Jonathan Ratelo

Загружено: 2023-08-30

Просмотров: 14213

Описание: Inona no antenainao amin’izao fiainana izao

Hasambarana ve, sa fiadanana koa

Mandalo miserana izany

Matetika aza ny andronao feno alahelo, hakiviana

Very hevitra ianao

Ary indro antsoinao Rafahafatesana

Ity fiainana ity, tsy hitondra fiadanana ho anao

Raha ity fiainana ity, famoizam-po no entiny ho anao

Ity fiainana ity, ahiahy sy tahotra no atolony anao

Ity fianiana ity, fahoriana no hafany ho anao

Hevitra atoroko anao amin’izao taonanao izao

Tsy mety ny fiainana raha toa ka lavitra an’Andriamanitra

Jesosy maty hamonjy anao, ary hanasitrana anao

Raha toa ekenao izao anio izao Jesosy hanafaka anao

Jesosy Kristy raiso ho anao fa fiainana Izy

Jesosy Kristy hamelombelona ny fonao

Jesosy Kristy hitondra fifaliana, fahafahana ho anao

Jesosy Kristy fiadanana be no entiny ho anao

Jesosy Kristy raiso ho anao fa fiainana Izy

Jesosy Kristy hamelombelona ny fonao

Jesosy Kristy hitondra fifaliana, fahafahana ho anao

Jesosy Kristy fiadanana be no entiny ho anao

LES ADELINE

#tononkira #hira #hiragasy #fiderana #hirafiderana #fiankohofana #hirafiankohofana #malagasy #gasy #hiraevangelique #paroles #hiraevanzelika #Andriamanitra #Tompo #Fanahymasina #Jesosy #RateloJonathan #video #mozika #mozikagasy #hirataloha #hirafahiny #kalonnyfahiny #fahiny #medley #faly #lyrics #song #fitiavana #finoana #fanantenana #tarika #louange #tsara

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Les Adeline | Inona no antenainao | Hira gasy évangélique | Tononkira

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY

NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY

Ny Fanilo - Izay iheverany ahy

Ny Fanilo - Izay iheverany ahy

Почему Закон Моисея так жесток? Обязательны ли 10 заповедей?

Почему Закон Моисея так жесток? Обязательны ли 10 заповедей?

Джем – Les Adeline | Inona no antenainao | Hira gasy évangélique | Tononkira

Джем – Les Adeline | Inona no antenainao | Hira gasy évangélique | Tononkira

Adeline Mahereza

Adeline Mahereza

Jeso mino Anao

Jeso mino Anao

Aoreno mafy tsara ny finoana | TCR -Tarika Christophe Ratrema | Hira Fiderana | Tononkira

Aoreno mafy tsara ny finoana | TCR -Tarika Christophe Ratrema | Hira Fiderana | Tononkira

Les Adelina (Eo antratran'ny Abrahama )

Les Adelina (Eo antratran'ny Abrahama )

TSIKY TSIDIKA  -  VALIN KITSAKA

TSIKY TSIDIKA - VALIN KITSAKA

Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison

Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison

LES ADELINE NY HOSOTRAO 4K 2023 Top

LES ADELINE NY HOSOTRAO 4K 2023 Top

Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

LES ADELINE  Mila fanasitranana    VALIMBAVAKA LA VOIX D'OR 2022

LES ADELINE Mila fanasitranana VALIMBAVAKA LA VOIX D'OR 2022

Ahy Jesosy (Clip HD) - Tanora Masina Itaosy

Ahy Jesosy (Clip HD) - Tanora Masina Itaosy

Ambany elatrao :: tononkira Jocelyn Ranjarison

Ambany elatrao :: tononkira Jocelyn Ranjarison

FIBEBAHANA (Inty ilay zanakao nania)

FIBEBAHANA (Inty ilay zanakao nania)

Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana) Misafotofoto

Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana) Misafotofoto

Mila fanasitranana

Mila fanasitranana

ENY Ampifitia FJKM Isotry Fitiavana

ENY Ampifitia FJKM Isotry Fitiavana

Harena sy Fananako (A.M.A.F.)

Harena sy Fananako (A.M.A.F.)

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]