ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Karaoke NAMAKO IANAO - RIJA OELIJAONA

Автор: Gasy Karaoke FLUO

Загружено: 2024-08-31

Просмотров: 19949

Описание: NAMAKO IANAO

#karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics

Fotoana fohy na herinandro angamba izay
No teto Mahajanga izahay
Tsy nanana an'iza hiresahana
Na hizarana hafaliana
Nalahelo fa irery

Mitazatazana ireo mpandalo
Na koa mikalokalo f'izany moa
No fialam-boly ankafiziko
Rehefa irery eny aho ka manary dia
Dia hira no tiako

Indray atoandro be migaina
Iny nisy tovovavy iray
Nirava nianatra izy angamba
Na koa asa lahy na mba ho aiza
Fa niavaka sy hafa

Fa jefijefy sy kanto ery
Ny fihetsiny mitomban-dahy
Sariadriaka endrika
Baliaka, sahisahy
Nahavarina, nambabo fo,nahafatifaty

Hay ianao no nandalo ahy ianao An !
Hay ianao no nandalo ahy ianao An !

Nifanadala teo isika
Nifananihany
Nifampikopa-tanàna
Nitsiky dia nihomehy
Ary nidify ianao
nefa tsy nandao
ny eritreritro
fa nitoetra


Taty aoriana kely
Nifankahalala isika
Nifankazatra satria
Ny tranontsika moa nifanakaiky rahateo
Ka dia nifankahita matetika
Toy ny mpiray tanàna rehetra

Toy ny mpinamana rehetra
Dia tsy nisalasala aho
Nanadinkadina izay rehetra momba anao
Ary mba iza moa no anaranao
mba lazao

Ianao koa moa tsy nihafahafa
Teny dia nitsotra hoe
Raha tianao ho fantatra ny ahy dia "Josée"
Ary mba iza ho'aho no hiantsoako anao
Sao "RIJA"
Hay moa fantatrao ny anarako An !
Faly aho fa lasa namako ianao An !
Faly aho fa lasa namako ianao
An !

RIJA OELIJAONA

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Karaoke NAMAKO IANAO - RIJA OELIJAONA

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Rija Oelijaona - Veloma ianao (FULL KARAOKE)

Rija Oelijaona - Veloma ianao (FULL KARAOKE)

Karaoke NY TENA FITIA - MAHALEO (Dadah & Fafah)

Karaoke NY TENA FITIA - MAHALEO (Dadah & Fafah)

Angels' Carol - John Rutter- Corul Angeli

Angels' Carol - John Rutter- Corul Angeli

Hay ve ka nisy - Rija Ramanantoanina (Karaoke)

Hay ve ka nisy - Rija Ramanantoanina (Karaoke)

Karaoke gasy MEDLEY JENERALY

Karaoke gasy MEDLEY JENERALY

Karaoke Gasy FIAINANA KELY - RIJA RAMANANTOANINA

Karaoke Gasy FIAINANA KELY - RIJA RAMANANTOANINA

Karaoke gasy  MEDLEY TAMBATRA REBIKA (Tsiaro an'i Rampal)

Karaoke gasy MEDLEY TAMBATRA REBIKA (Tsiaro an'i Rampal)

FITIA MADIO TOKO TELO Karaoké by Riri

FITIA MADIO TOKO TELO Karaoké by Riri

tsy misy roiroy Stephanie karaoke

tsy misy roiroy Stephanie karaoke

kamboty fitia  NDONDOLAH SY TAHIRY KARAOKE

kamboty fitia NDONDOLAH SY TAHIRY KARAOKE

NJAKATIANA - Anaro aho (version instrumentale 2015)

NJAKATIANA - Anaro aho (version instrumentale 2015)

ZEZEX - ANKOSO BOLAMENA (KARAOKE)

ZEZEX - ANKOSO BOLAMENA (KARAOKE)

Karaoke gasy: Samoela - Havako mamomamo

Karaoke gasy: Samoela - Havako mamomamo

karaoké .Ahy ianao ( Saropiaro).Ny Jihy.by Frank RABE.

karaoké .Ahy ianao ( Saropiaro).Ny Jihy.by Frank RABE.

Izay ratranao dia Feriko Eric Manana KARAOKE

Izay ratranao dia Feriko Eric Manana KARAOKE

Mahaleo - Jamba (Karaoké BZX)

Mahaleo - Jamba (Karaoké BZX)

Karaoke gasy KOTRO-BARATRA - KAIAMBA - BRUNO RAISNER

Karaoke gasy KOTRO-BARATRA - KAIAMBA - BRUNO RAISNER

Ambondrona    Ampy ahy (Created by Tsilavina RANDRIA)

Ambondrona Ampy ahy (Created by Tsilavina RANDRIA)

Karaoke Gasy RAHA TSY HO AHY - Rija Ramanantoanina

Karaoke Gasy RAHA TSY HO AHY - Rija Ramanantoanina

Kamary - Raiki pitia (karaoké by Riri)

Kamary - Raiki pitia (karaoké by Riri)

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]