Ben sy Mitia Ramambazafy Mariazy Relijiozy 13 12 2024
Автор: Jeannot Pascal Elysée Ramambazafy
Загружено: 2024-12-16
Просмотров: 1543
Описание:
Ramambazafy Safidiniaina Ben sy Andrianaivo Mitia Francia.
Rehefa vita ny fanaterana ny vodiondry sy ny fisoratam-panambadiana ara-dalàna eo anatrehin'ny Fanjakana, ny Alakamisy 12 Desambra 2024, tao amin'ny Fivondronana ao Ambanidia, dia roso ny mariazy relijiosy izay natao teny amin'ny Fjkm Fahasoavana eny Ambohimanambola, ny Zoma 13 Desambra 2024.
"Ahy ny malalako, ary azy aho". Tononkiran'i Solomona 2 : 16 a
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: