FAMOHA 04 MARTSA 2026
Автор: MALAGASY TV
Загружено: 2026-03-04
Просмотров: 4131
Описание:
🔴Ny orin-drano hono mora mantsaka, ny orin-kitay mora mifako, fa ny orin-kevitra no fara fahoriana.
Herin'ireo fanahy tsy hita maso: mino izany ve ianao? Efa niharany ve?
Kalanoro, zazavavindrano, dadibe, zava-masina hafa ... Inona no tsara ho fantatra? Inona no azo ambara?
Tena hahaliana ity lohahevitra ity ary ho lava ny fandaharana hiresahana azy fa ho santarintsika izy aloha rahampitso #Alarobia ato anatin'ny fandaharana #FAMOHA miaraka amin'i #Ankoay eto amin'ny Malagasy TV 🙏😇
Asandrato ny antsika 🌼
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: