Mbola miandry- Lija cover by Ritah Arinia
Автор: Ritah
Загружено: 2021-05-24
Просмотров: 17889
Описание:
Fa mbola Miandry aho! Hiran'i Lija tena ankafiziko, nataoko cover ary atolotro am-pitiavana be ho antsika. Hira vavaka ho entina mba ananantsika fanantenana lalandava fa rehefa miaraka amin'Atra na dia manandalo an'izao ady sarotra izao ary dia tokony hino sy hahatoky fa tsy maintsy ho avy sy hibaliaka indray ilay maraina vaovao.
Misaotra be dia be an'ny mpamorona. Mankasitraka tanteraka an'i Mam Rakoto izay nanao ny mixage sy ny arrangements, ary i José Thierry Andriamanantena ihany koa. Misaotra indrindra an'i @Mickael HT Andrianirina nanatontosa ity vidéo ity ary i El-Andie Andrianirina
Un cover d'une chanson qui me tient à coeur car elle rentre totalement dans le contexte actuel, c'est-à-dire la crise sanitaire et tous les problèmes économiques, psychologiques qui viennent avec. Une chanson qui nous donne beaucoup d'espoir, car elle nous rappelle qu'il faut qu'on garde la foi quoiqu'il arrive, car tôt ou tard tout s'arrangera 😃
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: