Airplane mode pt1 - RNDR
Автор: Mahery Tsoa
Загружено: 2025-02-02
Просмотров: 73690
Описание:
Lyrics - Parole - Tononkira
Otran'ny tantely, mangidy otran'ny rimako
ny opps no ataoko kaly refa ramaka
mihaino variété nareo rehefa te hisantimaka
fa sale ny ataoko otran'ny fe-any mibanaka
mahatsiaro anao vao dind izy
lasanao otran'ny hoe kindies
tsy takatrao otran'ny mba-la fendiz
vibe tsara no entiko eto mandihiza
mahatsiaro an-dry vao dind izy
lasanao otran'ny hoe kindies
tsy takatrao otran'ny mba-la fendiz
vibe tsara no entiko eto mandihiza
Fake rehetra firana tsy anaty effectif
Matoa nihafiko tafa, izay 'lay tanjona
defi fa anaty moov, mila biff
mba nohenoiko reo fa boff
mila mangamanga bedebe fa tsy manify
ketrika fa tsy manofy
hividy fa tsy hanofa
lasa tianao otrzao
na miala enao tsy hanova an'izay fihetsiko aho
na fomba fisainako aho fa efa 'zay zany
mivadibadika enao S/O Rim ka sy ceasar
tairo manantona (manantona), enao 'lay manintona (enao 'lay manintona)
sady enao mandona (enao mandona), raha tratrako eo atao mifona (atao mifona)
baby, tsy anaty love'zah, efa hainao tsara
aza mino izay koziko ambon'ny farafara
farafaharatsiny mba m-pointe refa soara soara
hataoko tsara kolokolo, tsara karakara enao
Mode airplane, bitch please say my name
adinoy ny momba antsika refa maraindraina
any anatinao enao mitaraina
ny anatinao tsy ho tantaraina...
efa kobonao 'lay vibe-tsika
Sure
Badass ny apis, ny akist mibata azy
Bedesindry mintsy otran'ny nanao betise
Manalazy aloh de 'zay, aleo fadiana mi-s'attache
P-RA sy-GA nahazakako metisse
Mampiaiky ny tanàna tsika, miaiky ny akama
isanandro aho tsy tara miovaova ny madama
otran'ny voay omena hena refa anao neny a
peratra aza manantena fa raha soma manatona enao
mahatsiaro anao vao dind izy
lasanao otran'ny hoe kindies
tsy takatrao otran'ny mba-la fendiz
vibe tsara no entiko eto mandihiza
mahatsiaro an-dry vao dind izy
lasanao otran'ny hoe kindies
tsy takatrao otran'ny mba-la fendiz
vibe tsara no entiko eto mandihiza
io nentsika roa de 'zay
tsy hidiranle sasany le boay
tady hifikitra tsy ilaiko raha vao 'zany tode bye
tiaviko enao niany fa tsy kobo ny hamaray
mandeh par etape bitch refa 'zay d zay
tairo manantona (manantona), enao 'lay manintona (enao 'lay manintona)
sady enao mandona (enao mandona), raha tratrako eo atao mifona (atao mifona)
Mode airplane, bitch please say my name
adinoy ny momba antsika refa maraindraina
any anatinao enao mitaraina
ny anatinao tsy ho tantaraina...
efa kobonao 'lay vibe-tsika
Повторяем попытку...

Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: