ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Video 41: MPAMINANIVAVY SADY MPISORONABE VEHIVAVY MALAGASY

Автор: Vehivavy

Загружено: 2025-01-10

Просмотров: 265

Описание: Ankoatr’ireo zava-mahagaga maro notanterahin’i Jesosy tamin’ny alalan’i Mama Nenilava (nitsangana tamin’ny maty, nandeha tambony rano …) dia notokanana ho Mpisoronabe araka ny Eksodosy 39 koa izy.
Niteraka fifandonana teolojika sy ara-kevitra samihafa izany mandraka ankehitriny. Araka an’i Emma Mazava, iray amin'ireo nanatrimaso, dia baiko avy amin’i Jesosy fa tsy faniriana maha olombelona an’i Mama Nenilava, izay fantatry ny maro amin’ny fiainany feno fanetren-tena, izany lanonam-panokanana izany, izay notarihin’i Pastora Péri Rasolondraibe.
Betsaka koa ireo teny faminaniana nampilazaina an’i Mama Nenilava, izay efa tanteraka avokoa. Tsy teo amin’ny fiainan’ny tsirairay sy ny fiangonana ihany fa hatramin’ny fiainam-pirenena dia nilazan’i Jesosy mialoha izay ho filoham-pirenena Malagasy, talohan'ny naha voafidy azy koa i Mama Nenilava tamin’ny fahavelony.
Na izany aza anefa dia tsy misy "Stéréotype" hoe tsy maintsy ho izao no ataon’ny rehetra, vokatry ny faminaniana sy teny nampilazan’i Jesosy an’i Mama Nenilava. Malalaka amin'ny safidiny hatrany ny tsirairay.
Tsy izay rehetra nangataka sy naniry ka tonga tao amin’i Mama Nenilava koa dia neken’i Jesosy avokoa. Misy aza ireo naniry hanao Pastora no nolaviny fa tsy voantso ho amin’izany. Navahan’i Mama Nenilava mandrakariva izay teny avy amin’i Jesosy sy izay mba faniriany manokana amin’ny maha olombelona azy.
Santionany amin’izay hita sy ren’i Rev. Dr. Emma mivantana no ifampizarantsika amin’ity video fahavalo izay iarahantsika aminy eto amin’ny pejy "Zava-manahiran’ny Vehivavy" ity.

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Video 41: MPAMINANIVAVY SADY MPISORONABE VEHIVAVY MALAGASY

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Ny Fifidianan'Andriamanitra an'i Madagasikara

Ny Fifidianan'Andriamanitra an'i Madagasikara

FISAMBORANA AN’ i RAISSA sy ny MAHAKASIKA ILAY VOLA 5 MILLIARDS LASAN' i FANIRISOA sy GASCAR ...

FISAMBORANA AN’ i RAISSA sy ny MAHAKASIKA ILAY VOLA 5 MILLIARDS LASAN' i FANIRISOA sy GASCAR ...

Lavoana Live Stream

Lavoana Live Stream

Relation amoureuse: Inona no mahatonga ny vehivavy mampirafy?

Relation amoureuse: Inona no mahatonga ny vehivavy mampirafy?

Toriteny Nenilava (ampahany1)

Toriteny Nenilava (ampahany1)

"AFRICAN SERIES" SEASON 12 - EPISODE-1

Армия РФ прорвала границу / Главком заявил о резком продвижении

Армия РФ прорвала границу / Главком заявил о резком продвижении

Video 273 : FIFANINANANA HAHAZOANA Ar 100 000

Video 273 : FIFANINANANA HAHAZOANA Ar 100 000

MPAMOSAVY MIJORO SY MANAZAVA NY ZAVATRA ATAONY AMIN'NY ALINA

MPAMOSAVY MIJORO SY MANAZAVA NY ZAVATRA ATAONY AMIN'NY ALINA

Star and Love : Andy Jeneraly ~ Isika roa ~

Star and Love : Andy Jeneraly ~ Isika roa ~

Эти 15 Повседневных Вещей РАНЯТ Чувства Вашей Кошки! (прекрати)

Эти 15 Повседневных Вещей РАНЯТ Чувства Вашей Кошки! (прекрати)

MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 1/4 │ D. Bruno Rabarihoela

MAMA VOLAHAVANA GERMAINE NENILAVA sy ny taranaka mandova ny teny fikasana 1/4 │ D. Bruno Rabarihoela

Fanirisoa Ernaivo - TSY MANAIKY LEMBENANA : FANDAHARANA MANOKANA , AMPAMOAKA sns ...

Fanirisoa Ernaivo - TSY MANAIKY LEMBENANA : FANDAHARANA MANOKANA , AMPAMOAKA sns ...

"Izany vehivavy izany " Jeneraly

🔴 СРОЧНО УЖАС В МЕКСИКЕ: ВОЙНА КАРТЕЛЕЙ С ПРАВИТЕЛЬСТВОМ #новости #одиндень

🔴 СРОЧНО УЖАС В МЕКСИКЕ: ВОЙНА КАРТЕЛЕЙ С ПРАВИТЕЛЬСТВОМ #новости #одиндень

Video 270: Fampianarana Soratra Masina N°23 ANA (Lioka 2:36-38)

Video 270: Fampianarana Soratra Masina N°23 ANA (Lioka 2:36-38)

Все кончится 26 февраля 2026 года?! Арчена ясновидящая из Индии

Все кончится 26 февраля 2026 года?! Арчена ясновидящая из Индии

⚡️ЯКОВЕНКО: Обезумевший Трамп ПОТЕРЯЛ КОНТРОЛЬ!

⚡️ЯКОВЕНКО: Обезумевший Трамп ПОТЕРЯЛ КОНТРОЛЬ! "ФЛАМИНГО" выжают РФ. ТАЙНЫЙ ПЛАН по Украине раскрыт

Video 235: FOIBY DIA VEHIVAVY MPITARIKA FIANGONANA NIARA-NIASA AKAIKY TAMIN’I PAOLY APOSTOLY

Video 235: FOIBY DIA VEHIVAVY MPITARIKA FIANGONANA NIARA-NIASA AKAIKY TAMIN’I PAOLY APOSTOLY

Я за ТЦК. На фронт не хочу. Слава нації

Я за ТЦК. На фронт не хочу. Слава нації

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]