ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Tantano ny dia - A.FA.FI

Автор: Christian Rakotovao

Загружено: 2014-12-29

Просмотров: 36041

Описание: Tantano ny dia - Antoko Mpihira Fanasin'ny Fifohazana AFAFI FPVM Taninanandrano

Andriamanitra mahery tsinjovy ny fiainanay aty
Malama ny eto an-tany
(Aza avela ho irery)
Aza avela ho irery fa ndrao dia solafaka izany dia
Tantano hatrany hatrany ...

(Omeo fo sy saina)
Omeo ... fo sy saina mino
Jereo ... sao dia manadino
Ireo ... teny izany nomenao
Tefeo ... ny hetaheta tsy hanampaharoa

Maro ... ny asan'ny satana
Raha toa ... feno fahotana
Tompo, tano aho sao dia saraka Anao

Fa Ianao no itokiako, vatolampy heriko
Sady lamba itafiako amin'andro fahoriako.

Andriamanitra ô tantano ny dianay
fa mbola lavitra ny lalana hombana
(Sakambino sy arovy)
Sakambino sy arovinao tsy hisy very
fa mba ho todisoa any Kanana

(Ry Ray tsara indrindra)
Todio ... ry Ray tsara indrindra
Ampio ... sao diso famindra
Tafio ... Fanahy Masina ô
Tahio ... ny fo mitalaho

Be koa ... ny fankampanahy
Ka toa ... babo ny fanahy
Ray ô, aza avela hanalavitra Anao

Mino aho ry Tompo tiako fa
raha tonga ny ora hikipiako
Dia ho to ny faniriako
Amin'ny andro hodiako.

Album DVD Ampaherezo
A/C : Olivia Raharison
Arr : Rivo & Lanto Randrianantoandro

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Tantano ny dia - A.FA.FI

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Ray ô! misaotra e! - FEFI

Ray ô! misaotra e! - FEFI

fefi 2013 ny miankina Aminao (Elia / arr. Sacha)

fefi 2013 ny miankina Aminao (Elia / arr. Sacha)

⚡️ Путин предложил Западу сделку || НАТО поставили перед условием

⚡️ Путин предложил Западу сделку || НАТО поставили перед условием

1 février 2024

1 février 2024

Обширный Библейский ответ Олегу Бокову о субботе. Покой: Больше чем 24 часа

Обширный Библейский ответ Олегу Бокову о субботе. Покой: Больше чем 24 часа

Մահից հետո կյանք կա, իմ վկայությունը։ Մաս 2

Մահից հետո կյանք կա, իմ վկայությունը։ Մաս 2

Ny ho Akaikinao - SLKAT

Ny ho Akaikinao - SLKAT

Мусульманин увидел Иисуса во сне . Удивительная свидетельство Малика

Мусульманин увидел Иисуса во сне . Удивительная свидетельство Малика

MPIANDRAIKITRA FET DIOSEZIN'ANTANANARIVO (dihy hira faneva afafi-Fet 100 taona)

MPIANDRAIKITRA FET DIOSEZIN'ANTANANARIVO (dihy hira faneva afafi-Fet 100 taona)

HAVAOZIKO   Hosana Ambohijatovo Fitiavana (Havaoziko, Vol 7)

HAVAOZIKO Hosana Ambohijatovo Fitiavana (Havaoziko, Vol 7)

FIFAMPIZARANA DIOSEZY FENOARIVO ATSINANANA

FIFAMPIZARANA DIOSEZY FENOARIVO ATSINANANA

Tsy misy asoloko Anao - GAETAM (Lyrics)

Tsy misy asoloko Anao - GAETAM (Lyrics)

BACKSTAGE LAURENT RAKOTOMAMONJY SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

BACKSTAGE LAURENT RAKOTOMAMONJY SUR SKYONE TELEVISION AND RADIO

ПРЕДУПРЕЖДЕНИЕ ⚠️  позычил 2 миллиона долларов $ и не отдал | Христиане будьте бдительны

ПРЕДУПРЕЖДЕНИЕ ⚠️ позычил 2 миллиона долларов $ и не отдал | Христиане будьте бдительны

𝐂𝐅𝐅 - 𝐍𝐲 𝐙𝐚𝐯𝐚-𝐝𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 (𝐋𝐲𝐫𝐢𝐜𝐬 𝐕𝐢𝐝𝐞𝐨)

𝐂𝐅𝐅 - 𝐍𝐲 𝐙𝐚𝐯𝐚-𝐝𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 (𝐋𝐲𝐫𝐢𝐜𝐬 𝐕𝐢𝐝𝐞𝐨)

AFAFI-FET 100 Taona ---Diosezy Ambositra

AFAFI-FET 100 Taona ---Diosezy Ambositra

CFF

CFF"Ray ô! Mamelà ny heloko" 2Tan7:14"hivavaka..hanetry tena..hiala @ ratsy..ho sitrana...ny COVID19

ANTSO HO ANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana

ANTSO HO ANAO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana

A.FA.FI- FPVM--Miandrandra anao

A.FA.FI- FPVM--Miandrandra anao

CFF   Andrasako eto

CFF Andrasako eto

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]