Kalon'ny Fahiny, Radio Feon'Imerina GASY MIANGOLA
Автор: Radio Feon'Imerina
Загружено: 2020-03-03
Просмотров: 47060
Описание:
Radio Feon'Imerina,
Onjam-peo iray eto Antananarivo miaro ny vakoka sy fomba Malagasy indrindra fa ny avy eto Imerina.
Mankalaza ny faha-20 taonany amin'ity taona 2018 ity ny onjam-peo ary mbola faly hatrany mizara ireo hira tsy tontan'ny ela, na kalon'ny fahiny izany na hiran'ny omaly na hira ankehitriny.
Ny kolontsaina dia anisan'ny maha-izy anao ary ny fiarovana izany dia "tsy adidiko izaho irery fa adidiko izaho sy ianao."
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: