VAVAKA (Tarika Raberanto) Cover Domoina & Mahefa
Автор: saryMahefa
Загружено: 2021-05-16
Просмотров: 2715
Описание:
Na lavitra aza ianao
Ataovy sary an-tsaina aho
D'eo anoloanao,
fa tsy ho voafihinao
Ny foko mitomany
tsy afaka mankany
Ny hasiko no alefa, any hiantefa, Any hiantefa.
X2 Hivavaka aho amin’ny Ray
Mba hatonga antsika ho iray
lahatra no azy vinavina no ety
Hivavaka aho ho anao
Hivavaka aho ho antsika
Ny fitiavako ry tiana
Toa tantely mitady mamy
Ka ho aiza no hahitako izany raha tsy any aminao ?
Matahotra aho satria
Sao tsy haniry ity hazo ity
Ka ho aiza ratantely ?
Lasa indray mitady mamy ery ?
Hivavaka aho...
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: